Hasarotampiaro e!
21. ramhors
(
26/09/2005 21:26)
Ny tena zava-dehibe @ mpifankatia dia ny fifampitokisana. Raha tena matoky ny olon-tianao ianao, ary izy mahatoky anao dia ho lavitra anao ny fahasarotam-piaro. Matetika mitranga io fahasarotam-piaro io rehefa ny couple mbola tsy dia tena mifankafatatra tsara, na koa efa nisy zavatra nitranga nataon'ny anankiray ka lasa fery tsy voafafa amin'ny ankilany. Ny fifampitokisana no tena mila hatanjahana! ity misy fiteny hoe: IF YOU LOVE SOMEONE LET THEM FREE! ny fahasarotam-piaro mantsy mahatonga eritreritra hifangeja!
22. Liltax
(
27/09/2005 04:00)
marina zany ry ramhors ah! fa ampina famatorana tsara eo @ le fiarahana de mande io eh! :wink::wink:
23. mamzelkely
(
27/09/2005 07:07)
ilaina ihany le fahasarotapiaro njainjay satri ra mampiseho fa ts saropiaro am olona iray enao de lasa ts matoky izy we tô ts tia ahy akory ty fa ts mba miaro ts mba sarotiny amiko mits...
24. xxx
(
27/09/2005 08:37)
mamzelkely o!
fa angaha voatery hampiseho hoe saropi... ianao vao ho tsapany fa TIA AZY e! hasehoy azy ny tena FITIAVANAO dé ho tsapany fa tsy mendrika ny hampirafy na hijangajanga any izy , ary MATOKISA TENA e! raha ho saropi.. @ zay olona mifanena @ nareo ianao dé ahoana ny farany e ? , zay vvy rehetra eraky ny coin de la rue ve dé hoe RAFIKO ity, dé lasa ohatran'zay dé , sarotra be ny farany e!

25. xxx
(
27/09/2005 09:25)
Ar nareo ze rehetra nanoratra teo aloha zan otran'tsy misy saropiar e!
Za nefa reto tena aoka fotsiny...Saropiar b mintsy za. tena mba miezaka ihany za fa tsy mety e!Efa simba mitsy koa ngamba le saina. Manimba saina mintsy lo le izy e!
Ka ny nahatonga anle iz a, ny fihetsika ataonlery no itako tena ni provoquer anle iz.
Aiza ko isaky ny hitako zao iz d eo amtchat eo fona, mampiresaka joba, mijery sarina joba,...., mresaka manao amna ol tsfantapantatra ary...tssss!raisina dol zao fatina num homen'ol zao.
Mifamaly fona zay hoe tery saina hono za nefa le ataony mitsy no vao maika maha....anle hasarotapiaro e!
Aona zany rizareo a?

26. xxx
(
27/09/2005 09:53)
Fa ahoana ary zany , zany ve ny tena ataony dé mbola mieritreritra enao io hoe Tia anao izy , fa angaha tsy misy olona hafa e! mampifilafila sy manadala ny fiainana ve ary ny fiainana io anie FOHY, ny ataonao toa normal ihany fa ny an' leiry toa trop . mitadiava saha hafa ambolena e !amin' zay maniry tsara ny Fitiavanao .
27. vivi
(
27/09/2005 10:14)
ny anao kosa anie zany ry xxx efa trop ihany e, marina hoe maka n°olona tsy fantatra izy fa matoa enao mbola eo @ toeranao d mbola tia izy, fa ny tena tsara d ny mody tsy saropiaro ianao, d mody manao zay ataony ianao , fa mety tsy ampy piment kely kosa anie izy d ianao no rangitiny e, fa aleo izy no mba rangitina kely!,fa ny fahasarotampiaro d manimba zavatra b mihitsy , lasa leo indray ilay 1 ,miezaha tony fona ary indrindra naturel fa raha miainga @ zay d mandeha tsara foana ny couple rehetra !
28. hesham
(
27/09/2005 10:31)
Za kosa aloha raha ny olona miaraka amiko mi chat sy mijery sarina sipa sy mandray num dia midika fa tsy fanajana ahy e , sady mbola mitady zavatra hafa . Asa klou e , dia tokony hangina fona kosa ve , efa trop ihany zany ka .:(:(:(
29. hesham
(
27/09/2005 10:36)
Fahitako ilay hasarotampiaro koa dia fanafenana na fahavoazana tamin`ny zavatra efa nitranga tany aloha ohatra sendra bandy na sipa mandainga na mampirafy be dia lasa mahana fona .
30. vivi
(
27/09/2005 10:41)
ka zay anie ry hesham no lazaiko we valiana @ ny ataony e! @ zay jerena we iza no mataty , mba mi-chat ko za d sami mametraka fanontaniana koa!
31. Nananie
(
27/09/2005 10:43)
Dia 'zay lay we ny mpanao ratsy ihany no mahahana:-D. fa izy io tena arentitsaina mihintsy ndraindray kou! Misy sipa fantatro mpivavaka be hono izy, tsy manao ratsy mintsy hono izy;-), nefa danz be raha saropiaro an. Vao mihetsika kely ny vadiny ( tsy mbola vadiny akory azany) dia tsy maintsy arahana. Mba manontany ihany aho ndraindray, tsy mba leo ve ra lhl???
32. xxx
(
27/09/2005 11:30)
ianao kosa ry vivi e!, aiza no misy an'zany hoe , mody tsy saropi...zany e ,manao sinema ndray zany , ary ianao tsy afaka miaina miaraka @ olona raha manoa sinema ....ny tena maha ianao anao no haseho ary maha ianao anao , tsy haiko klou e !
33. sasa
(
27/09/2005 11:42)
le hasarota-pi aloha amiko tsy ilaina no sady tsy tiako ho avy amiko, tsy voatery ho saro-pi manko vao hoe tia, afaka maneho ny fitiavanao amin'ny fomba hafa enao, fa raha za manokana aloha tsy mila olona saro-piaro aho.
35. ari.malala
(
27/09/2005 12:35)
tsy matoky tena ny ol saropiaro ê! sady tsy matoky tena no tsy matoky anle tiany.
36. mamzelkely
(
27/09/2005 12:43)
xxx:
mamzelkely o!
fa angaha voatery hampiseho hoe saropi... ianao vao ho tsapany fa TIA AZY e! hasehoy azy ny tena FITIAVANAO dé ho tsapany fa tsy mendrika ny hampirafy na hijangajanga any izy , ary MATOKISA TENA e! raha ho saropi.. @ zay olona mifanena @ nareo ianao dé ahoana ny farany e ? , zay vvy rehetra eraky ny coin de la rue ve dé hoe RAFIKO ity, dé lasa ohatran'zay dé , sarotra be ny farany e!
za matoky tena fa ra ohatra kosa misy période za mba mila ampisehona we tu tiens à cette personne donc mampiseho enao we sarotiny e...za saropiaro be fa misy catégorie le izy we genre de vhv iza no tokony hi se méfier-na... fa ts we zay vhv rht de mahasaropiaro...zay le limite e..:)
37. xxx
(
27/09/2005 17:49)
marina ny anao ry mamzelkely, oe mila mi se méfier fa na zany aza ve, fa na samy vvy aza ve dé zany e! za alou llhy ka zay no mahatonga za hametraka question oe : samy vvy mikarakara tena tsara zao , samy manao metimety zao ve dé mbola asianao catégorie ihany e! samy mahay raha zao ve ....aza jerena akory ny sasany , lé izy koa anie rah vo hitany enao oe hafhafa dé misy ny tena mpandrangitra be e!
38. lilbon
(
28/09/2005 04:36)
izao aza no ataovy raha tsy te ho sarom-piaro e!
1/aza miarka amy le oul tinao reny fa miaraha amy le oul tsy tinao .:roll::-D
2/raha vao hitanareo fa hafa2 tonga de hipitsiho.:evil::evil:
3/ tonga de aza miandry2 mintss refa mahazo fa tonga de poinse-o! :twisted:
4/io zany le we am-bava homana am-po mieritreritra e!
hahhhaha=))
saika adinoko :le vava mihinana amin'io tsy fantatro na le vava aiza na le vava aiza an !:evil:=))o^o

39. vivi
(
28/09/2005 08:14)
aiza kosa we hiaraka @ olona tsy tiana zany , fa za efa nanao experience hotrizany farany lasa tianao indray le olona d miverina @ lay fasarotapiaro indray, aleoko indray ilay olona tonga d tiana tohizay hiaraka @ tsy tiana d lasa piege ndray !