Ny mpiasa asaina manasa slip nefa ianao matanjaka be mety ve

61. Herimiafina ( 06/10/2005 12:03)
Hatramin'izao za mianjy foana, ampifilafilainao be amlé zavatra ny tenanay kou. hehehehehe:-D
62. ari.malala ( 07/10/2005 12:21)
ko efa nianadry ihany za we aiza ary le adiresy d rôvina le anivrsera andefasako anle izy ko! d sasaina @ tanana fa ty atao masin a lave an
63. Herimiafina ( 07/10/2005 16:41)
Asivo soratra brodé hoe "herimiafina"(l) le izy de vao maika tiako be. hehehehehe:-D
64. boubounezy ( 14/10/2005 12:12)
zany ve lé hoe tratrany skizofrene e!!!


xxx:

Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena hita hoe manambany e! eny fa na dia fitadiavana vola aza no hiasany dia tena tsy mety ny manao izany ilay ramatoa sy ny zanany moa izany rehefa tonga ny fodim-bolana dia ny slip feno rà no sasan'ilay mpiasa tena tsy haiko e! fa mba saika hangataka soso-kevitra aho hoe mety ve ny manao izany fa tena tsy tatin'ny heritreritro intsony fa aleko lazaina satria izaho mba gasy misy rà mikoriana ihany , gasy no manao io toetra manambany mpiasa io an! tena tsy mety e! na lahy ianao na vavy fa mba sasao reto ny slip fa aza asaina sasan'ny mpiasa an!



65. founy ( 15/10/2005 13:54)
ravakamalala:

Vahaolana am ity reska ity :

AZA MI SLIPY :-D:-D:-D:-D


hummmmmm ! tena zay no hevitra mety ! sady za tsy manao mihintsy aloha e ! rehefa tonga le horera be vo manao lety e ! fa na zany aza tsy mety nama la mampansa olona a ! na ahy aloha tena tonga de omeko ny asany raha mitapitapy e ! :twisted:
66. Herimiafina ( 15/10/2005 17:48)
Amin'izao kou anie efa tsy misy manao slipy zany itsony e, le taditady antsoina hoe stringy sy inn moa le ray zay ireny njay zao no hanaovana, juste sensantion fotsiny sisa no tadiavina fa tsy le takona tsony, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
67. bozimanga ( 19/10/2005 13:19)
tena tsy mety ny mihevi-tena ho ammbony rehefa mba nambinina kely
ny slip dia ny tompony ihany no tokony hanasa azy
fantatra anie fa rehefa tsy manana izy dia tsy maintsy hanasa iny na dia tsy fidiny aza fa saingy
tsy fidiny hoazy no manao izany fa voatery
koa raha misy ny finoanareo fa misy Andriamanitra dia izy no atahory fa tsy ilay mahantra tsy afa- manoatra tsy maintsy manasa ny siliponao tsinontsinonona izy eo anatrehanao fa mahantra fa Andriamanitra kosa afaka mamaly anao @zay rehetra nataonao ary tsy zakanao ny valiny @zzay fotoana izay .
betsaka ny mety ho famaizan' Andriamanitra anao fa mieritrereta
aza manambany olona raha mbola azo atao ihany.
eto an-tany ihany ny valiny fa sao dia diso hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486