Ny mpiasa asaina manasa slip nefa ianao matanjaka be mety ve

21. Veloo ( 22/09/2005 20:17)
:}:-P ndray zany e
22. vale ( 22/09/2005 20:23)
Veloo!Ka ny resahana eto dia ireo mpanasa lamba @ TANANA!
23. Herimiafina ( 22/09/2005 20:36)
Nisy vaha-olana favy be hitako:
Ireny mpanasa lamba mikarama any amin'ny tanana ireny dia tokony hatoro fika favy be hoe: asiana tarif isaky ny karazan'akanjo.
Ohatra:
- Ny somizy de Ar100.
- Ny pataloha tsotra de Ar150.
- Ny pataloha jean de Ar200.
- Ny ba kiraro de Ar200.
- Ny solipy de Ar300.

De amin'izay anjarany no misafidy na te-hanasa le solipy koa izy na tsia.

Fa raha tena zay no izy de sahy mi-parier anareo aho fa izy njay no hangataka hanasa ny solipinao. Na za aza mety hiova asa hoe mpanasa solipy fotsiny.

Dia milamina le resaka e.
24. Veloo ( 22/09/2005 20:39)
vale a ka lasa lavitra ilay resaka knou azafady ooooooo
25. fasaly ( 23/09/2005 08:15)
herimiafina:
raha hanao ireny kloty zetable reny toi de ho maimbo ampy sy ho maimbo kokony eo! fa de tsy handeha toilety ttsony fa tamàna amyn'ity kloty zetable ity njy. ny antitra aza no efa tsy fidiny kou!
26. fasaly ( 23/09/2005 08:17)
velo fa in no machine any aminjy??? bagety mazik be ve? an an an! aleoko ihany sasàna tanana fa ny ahy ny kloty delicat be dooly de marary ny foko raha votosotra ny hafanana eo daholo ao anaty machine ao ny dantely rehetra knou!
27. Herimiafina ( 23/09/2005 17:38)
ôtsan'ny any belzika zany kou njy aminlé sary ry fasaly. Manô ahoana ry zalahy ao Namur ao? Mbola any ve ra-Rado e? :-D:-D:-D:-D
28. fasaly ( 23/09/2005 18:17)
oajay tena mahay mitsatoka toi zany a!
i rado iza mou zany e! be rado mantsy fantako aty ka tsy haiko le tianao anontaniana.
29. Herimiafina ( 23/09/2005 18:23)
I Rado e, le ao Namur iny, le mianatra ao Gembloux moazany no tena tiako tenenina e. Bôgôsy zay izy. Raha sipa enao tonga de maremarka be anlery.hehehehe:-D:-D
30. ari.malala ( 26/09/2005 11:20)
xxx:

Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena hita hoe manambany e! eny fa na dia fitadiavana vola aza no hiasany dia tena tsy mety ny manao izany ilay ramatoa sy ny zanany moa izany rehefa tonga ny fodim-bolana dia ny slip feno rà no sasan'ilay mpiasa tena tsy haiko e! fa mba saika hangataka soso-kevitra aho hoe mety ve ny manao izany fa tena tsy tatin'ny heritreritro intsony fa aleko lazaina satria izaho mba gasy misy rà mikoriana ihany , gasy no manao io toetra manambany mpiasa io an! tena tsy mety e! na lahy ianao na vavy fa mba sasao reto ny slip fa aza asaina sasan'ny mpiasa an!



dain! tena o ltsy manjary kosa izany! ko ra tsy in ko! slip feno rà v no hampanasiana ol?! ny marary aza ef atsy fidiny ko! nga tsy afaka miteny le mpanampy? efa nilaozan'ny toetr'andro anie zany!
31. xxx ( 26/09/2005 14:18)
Misaotra aloha amin'ilay valiny fa izao ange ilay izy e! ka raha manda ny tsy hanasa ilay mpanampy dia voaraoka ka ahoana inona ary no ataony hanasa sa handeha dia aiza no mahita asa , fa isika gasy hoa tena hita mihitsy fa mbola ao anatin-tsika ilay fanandevozana na dia tsy hita mivantana aza .Fa dia ataoko hoe mampalahelo ny toetsain'ny olona manambany mpanampy toa an'io fa na dia mpanampy aza ve izy dia atao toy izany tsy mivavaka angamba ilay olona e! sa any aminareo misy mivarotra slip à jeter mba ho an'ilay olona e! fa dia eto dago manko tsy misy e! izaho izao tany France nahita fa adisoko ny nijery ny vidiny .Ary ny an'i Herimiafina sy Fasaly miova ny resaka an!
32. Herimiafina ( 26/09/2005 16:56)
Be mpitady mpiasa any amin'ny tanana any ry xxx an. Dieny ny eto de i Tantine nay zao mitady mihintsy fa anoraty za raha misy any.hehehehehehe
33. fasaly ( 26/09/2005 17:06)
xxx: somary mibolila ihany njaijany aky fa ao fa hanaraka tsy haditra njay ny hevitra d'ofisy a!
34. fasaly ( 26/09/2005 17:08)
hery:
sipa aho fa tsy haiko i rado e! irado i eupen no haiko bogosy kou izy.
35. Herimiafina ( 26/09/2005 18:34)
Aleo zany any ry fasaly fa tsy maninn an. F'aiza enao io no mipetraka e, brussels ve? Za mantsy mikasa ho any hanao fetin-dabiera sy moule ary frity.:-D
36. fasaly ( 26/09/2005 19:42)
an an an! tsy any mintsy e!
moule fittes no tena milay ve sady fotoanany izao an!
37. Herimiafina ( 26/09/2005 20:06)
Ho avy any zany zah, vive la biera e. :-D
38. ravakamalala ( 27/09/2005 13:26)
THB ve Herimiafina sy Fasaly?
39. fasaly ( 27/09/2005 17:14)
non jupiller ndray ny aty ry ravaka a!
THB ve rangah lafo be aty aminay kou! 8 euro ny tavoahangy e!
40. Herimiafina ( 27/09/2005 21:38)
Fa favy ny tsirony an.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5112