Ny mpiasa asaina manasa slip nefa ianao matanjaka be mety ve

41. Veloo ( 28/09/2005 16:22)
fasaly a oy injy oe:
velo fa in no machine any aminjy??? bagety mazik be ve? an an an! aleoko ihany sasàna tanana fa ny ahy ny kloty delicat be dooly de marary ny foko raha votosotra ny hafanana eo daholo ao anaty machine ao ny dantely rehetra knou!

ny aty retsy azo atao ao anatin'ny machine doly ny rehetra na delicat zany na tsy, na ny dantely njy ary a... tsy simba mihitsy. ka machine doly ko inn ary no azo atao? :oops::oops::oops:
42. Herimiafina ( 28/09/2005 18:29)
Voararan'ny lalana aty ny manasa akanjo ao antrano, ehehehe, voarara daôlo zao zavatra reveko be tany amin'ny tanana rehetra izao kou. Zany mba misotro beks any anaty vam zany zao tsy azo atao aty.

43. fasaly ( 28/09/2005 19:23)
veloo;
ka ny aty kou anie ky fa ny ahy ny saikoi mintsy no voadona ka tsy foiko hatao anaty machine fa mora usé be rehefa atao ao a! fa ny tanana ny no hanasàko azy
mandry koukou ny saiko, toy ny pull tsy maintsy sasàna tanana ihany tsy foiko hatao anaty machine azonjy amzay ve, fa tsy hoe ny machine no tsyafaka manodina zavatsa delicat, misy any ve tsy misy aty e!
44. Veloo ( 28/09/2005 19:36)
fasaly a ie fantatro tsara ka fa ny machine aty wa tsy manimba eeeeeeee:wink:
45. Herimiafina ( 28/09/2005 20:53)
Nde mba hanasa slipy amin'ny tanana njay zany zah. Fa le anah hoa ry zareo tsy mba misy dantela zany an. :-D
46. vegas ( 29/09/2005 00:55)
Mety le slip sasana mintsy no nidiran'ilay mpanampy tao fa inn ary ty? misy olona afahafa tsy azo eritreretina nge eto amin'ty tany ty fa aza de mitsara otran'io e.
47. ari.malala ( 29/09/2005 06:42)
herimiafina, aiza no misy anao d rôvina ny aniverseranao ,fa handefasako slip misy dantela enao resaka matotsa beuuu ;)
48. fasaly ( 29/09/2005 10:52)
ari:
cinq cinq njy:
mila dantela ve toi ry hery, atero anty ny slip fa zà mahay manjaitsa be asiko dantely

velo:
okay ky a!
49. Veloo ( 29/09/2005 15:32)
ari.malala a, tsy ratsy ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 29/09/2005 16:58)
Le slip dantela be iray manontolo tsy misy hanakonana henatra ireny omena ahy. hehehehehehehe.

Sao dia mba ny anao ihany aza ry ari.malala no omenao ahy? Tsy maninona kah.

Fantatrareo moa fa any Japon, ny slip avy nanaovana sipa iray dia vidina eo amin'ny 100 dollaraUS eo (équivalent Yen). de betsaka ny sipa no miditra any amin'ilay boutique mpivarotra azy dia manala slip dia omena 50%. hehehehehe.

Ny Japonais aza izany hividy azy 100 dolara, za omenao maimaimpoana, kou tsy ndé?:-D:-D:-D:-D
51. Veloo ( 29/09/2005 17:10)
:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 29/09/2005 19:06)
Ho an'i fasaly, maninona ra injy mintsy no mandeha makaty amiko aty hanjaitsa ilay slipy, sady mila mpanasa slipy amin'ny tanana kou za. hehehehhe:-D
53. ravakamalala ( 01/10/2005 15:48)
Vahaolana am ity reska ity :

AZA MI SLIPY :-D:-D:-D:-D
54. fasaly ( 02/10/2005 09:41)
hery :
ny ahy ihany no sasàko tanana ka! fa lay manao dantely amy kloty njy mbola mety ho vitaka raha tianjy
55. boubounezy ( 02/10/2005 16:22)
na tsy tsara aza zany, eritrereto fotsiny ny mpandroka tay e! na tsy tina aza vola! ka anjarany tsirayray ny mieritreritra azy, araky lay hira hoe "tsy misy asa ratsy izy kô fa mahavelogno!" otrany gasy aty andafy refa vola na asa mafy aza atao fa mba te hivotra otrany oul retra izy. fa @nao zany na ho faty aza enao dé aleonao tsy manao? tsy misy mafy tsy laitra ny zoto zany ranga ty a! zay no tena fiainana ary ra tsy zany kou tsy oul ny oul ra tsy misy herimpo! za alou manao ra tena itakou fa io iany no mety ahavalouna ana e!


xxx:

Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena hita hoe manambany e! eny fa na dia fitadiavana vola aza no hiasany dia tena tsy mety ny manao izany ilay ramatoa sy ny zanany moa izany rehefa tonga ny fodim-bolana dia ny slip feno rà no sasan'ilay mpiasa tena tsy haiko e! fa mba saika hangataka soso-kevitra aho hoe mety ve ny manao izany fa tena tsy tatin'ny heritreritro intsony fa aleko lazaina satria izaho mba gasy misy rà mikoriana ihany , gasy no manao io toetra manambany mpiasa io an! tena tsy mety e! na lahy ianao na vavy fa mba sasao reto ny slip fa aza asaina sasan'ny mpiasa an!



56. boubounezy ( 02/10/2005 16:26)
za zao efa nanao anizany fa ny tsy hainao hoe; mety navita nanampy ahy t@ fraisko nandé taty andafy zany... ka tsy itako zé ifanomezantsiny anizany na hoe manambany zany ary enao ve efa mba niezaka nipetraka teo @ toerany reo oul reo vo miteny fa manambany zany??? fa ra zany toetra izany dé ra enao no lasa ambony @ fiainanao enao mintsy no voloany maty hanambany oul satry zany nanasa slip zany lazainao fa manambany oul...






xxx:

Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena hita hoe manambany e! eny fa na dia fitadiavana vola aza no hiasany dia tena tsy mety ny manao izany ilay ramatoa sy ny zanany moa izany rehefa tonga ny fodim-bolana dia ny slip feno rà no sasan'ilay mpiasa tena tsy haiko e! fa mba saika hangataka soso-kevitra aho hoe mety ve ny manao izany fa tena tsy tatin'ny heritreritro intsony fa aleko lazaina satria izaho mba gasy misy rà mikoriana ihany , gasy no manao io toetra manambany mpiasa io an! tena tsy mety e! na lahy ianao na vavy fa mba sasao reto ny slip fa aza asaina sasan'ny mpiasa an!



57. Herimiafina ( 03/10/2005 23:25)
Boubounezy ngah efa niasa tamin'ireny sex shopy ireny? Le mamafa cabine, hehehehe experiansa an?:-D:-D:-D:-D
58. xxx ( 04/10/2005 15:01)
O ry herimiafina an! ka i Boubounezy ange ka manasa slip sy mandroaka an'ilay zavatra izany e! fa raha amiko manokana aloha na ho lasa toy ny mpanjaka aza izaho tsy hanambany olona izany e! satria tsy tiako toy ny tenako ny manao io asaio ary olombelona toa ahy koa io olona io ka tsy hampanaovako izany velively raha izaho no patron an! mba mampalahelo anie ilay olona e! sa i boubounezy handefa demande hanasa any amin'ilay olona fa omeko adresse raha mila sady tsy vitsy fa eo @ 20 isan'andro eo ny isany raha hanasa :-D:^):wink:;-):P:P:P
59. Herimiafina ( 05/10/2005 00:53)
Za kou ry xxx mba tena interessé aminizany fa aiza misy an'izany? Hehehehehehe. Andao hiaraka any e.
60. ari.malala ( 06/10/2005 10:23)
herimiafina, tsy ny slipiko no homeko anao ka! enao ko, efa we handefasako slipy misy dantela tsara beu wa enao! misalasala njay nga toi ê! :^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1241