"magnésium"

61. pitchou ( 26/09/2005 14:17)
ehe! raha akondro no resahana tsy maharaka ny ranjaly e! be tsy ahoana fotsiny ireny akondro be ireny hono!:-D:-D:-D:-D:-D
62. deghany ( 26/09/2005 15:19)
hay misy akondro be zany ato???!!! heheheh
63. pitchou ( 26/09/2005 18:06)
resaka magnesium ato ka! magnesium hita ao anaty akondro
64. Veloo ( 26/09/2005 18:39)
potasium no misy ny akondro knou:x
65. Herimiafina ( 26/09/2005 18:58)
pitchou:

ehe! raha akondro no resahana tsy maharaka ny ranjaly e! be tsy ahoana fotsiny ireny akondro be ireny hono!:-D:-D:-D:-D:-D



Eisy, tsy mahavoky. Mety matsiro kokoa fotsiny fa ny tena important de le mahavoky ihany e.

Manamboatsa saina be fotsiny ry mpakafy ranjaly isany, mba anjamo ihany hoa ny gros michel fa tsy ny tsirony fotsiny no tadiavina fa le mameno kibo koa no tena izy e.:-D:-D:-D
66. pitchou ( 26/09/2005 23:27)
qualité alou vô quantité wa! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564