"magnésium"

21. Herimiafina ( 19/09/2005 20:54)
Ny prune koa mampitohana kah. Be fibra loatra ve?:roll::roll:
22. Veloo ( 19/09/2005 21:08)
hery a ny contraire lesy a satria be fibra be knou :roll::roll:
23. adidy ( 19/09/2005 21:25)
Ny pruneaux sy ny fruit sec dia laxatif.
Ny be magnésium koa dia ny chocolat, sady mahatsara ny :{moral, fa tsy mahatsara ny ligne.
24. Herimiafina ( 19/09/2005 21:31)
Marina izany satria kay moa ny fibra mahatsara ny transit intestinal.:oops::oops::oops::oops:
25. deghany ( 20/09/2005 10:38)
Veloo:

ka atao ao ko ve aloha ilay odiny sa tsia e?
oy i vale oe:
De raha olona manana olana @ "fitohanana"koa(constipé) ,de misotro rano misy magnésium dé mandeha.

ie ny prune ko retsy de tena tsara ko a....na voakanzo maina, na frais ny jus mety doly. ny maina no tena tsara.


na rano mafàna ary iny defa mety kou!! hihiihi

26. Veloo ( 21/09/2005 16:58)
deghany a tssssssssss tsy ampy lety zany a
adidy a za rehefa mihinana chocolat tena constipe be knou :-D:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 21/09/2005 18:25)
Tsy nety nivoaka ve le chocolat be iny?:-D:-D:-D:-D
28. Veloo ( 21/09/2005 18:28)
tsssssssssss aiza ko no hisy sokola be hivoka efa potika ao @ stomaka doly ry se a :-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 21/09/2005 18:38)
Ka tsy levony zany matoa mampi-koinsa kou. :-D:-D:-D:-D
30. Veloo ( 21/09/2005 18:39)
an3 efa oe tsy... dependre ny physionomie ny oul tsiray2 io lety a
31. Herimiafina ( 21/09/2005 18:40)
Sa vé dir ve hoe teritery le lalan'ilay sokolà an'i toi? :-D:-D:-D:-D
32. Veloo ( 21/09/2005 18:48)
:-D:-D:-D:-D tsy mety mi give up mihitsy an
33. Herimiafina ( 21/09/2005 19:36)
Never give up e. Mahatanty lazon'ady be mahintsiny, bekotro maroulatra, jeune vétéran e.:-D:-D:-D:-D
34. adidy ( 21/09/2005 19:50)
Ka ilay chocolat ange @ magnésum e! Dia ny prneaux laxatif, dia asa hoe avy mihinana chocolat ianao, dia asiana akondro sy pruneaux kely!Na koa misotro hépar fa iny sady be magnésium no mampivalana... FA ratsy tsiro.
35. Herimiafina ( 21/09/2005 20:02)
Inona ty Hépar ry adidy?
36. Veloo ( 21/09/2005 20:04)
inn tokoa wa ty hepar ry adidy ? ary tena be afangaro be anie zany e :-D:-D
o ry hery a ndray andro tsy mahasoratra eto intsony i se e:^)8-):°)
37. Herimiafina ( 21/09/2005 20:16)
Veloo:

ry hery a ndray andro tsy mahasoratra eto intsony i se e:^)8-):°)



Fa de nahoana kosa ry Veloo, tezitra be aminà nga njy de manozona kely?
38. Veloo ( 21/09/2005 20:53)
an3 za nga mba tezitra zany...:twisted:
tsisy afatsy enao no mameno ny scene ato knou mandana mankany @ tsaty .. za tsy afaka mande any:P
39. Herimiafina ( 21/09/2005 21:03)
Za konkou tsy afaka sady kamo ho any fa matotra be daholo le any nefa za anjoany ihany no afaka manao be hanihany dia tsy mety amiko, fa rampitso refa miverina serieux njay za de mandé makany amizay.:cry::cry:
40. Veloo ( 21/09/2005 21:18)
entre pa aloha e tsy mangatsika ve enao mipetraka @ io seza glace io? :-D:-D:-D:-D radem serieux an :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602