"magnésium"

41. fijo ( 21/09/2005 22:51)
tsy izy no mangatsiaka fa ny fitombenany ka
42. Herimiafina ( 22/09/2005 00:42)
Ka tsy izaho io hitanao io fa le akaman'i Herimiafina izay. Za mantsy....''misitery zany anaka''.Tena fitombenana glacée tokoa no hita teo avy eo, feno angelure.:-D:-D:-D:-D
43. adidy ( 22/09/2005 07:58)
Ilay hépar dia marque rano ohatra hoe evian na cristalline. Dia rehefa mitohana ny zaza dia asiana kely an'iny. Na ho an'ireo régime dia miaritra kely an'iny. Dia ny argumentn'ny mpivarotra azy hoe be magnésium.
44. Veloo ( 22/09/2005 16:18)
adidy zany ve? tsy aiko ndray io misaotra betsaka o
tsssss ny an'i ndry hery zarin'olon-kafa no ataony ao tsy mety zany lety a:roll::roll::roll:
45. Herimiafina ( 22/09/2005 17:53)
Ka le Heri koa aza toa ileiry kou, za mantsy ny anarako de...........:-D:-D:-D:-D
46. Veloo ( 22/09/2005 19:29)
memtraka sarin'olona :arrow: ooul pamitaka :twisted:
47. Herimiafina ( 22/09/2005 19:32)
Mety tsy fantatrao fa amin'ny maha-Herimiafina ahy de tsy olona intsony za de tsy maintsy maka sarina vatana atao eo amin'ilay takelaka momba ahy e. Hehehehe:-D:-D
48. Veloo ( 22/09/2005 19:38)
:roll::roll:
49. Herimiafina ( 22/09/2005 19:47)
Asiako sariko vaovao njay zao ato rha tinao ho hita,:-D
50. vale ( 22/09/2005 19:55)
Raha mahavidy Hepar vao may tsara ka! Pruneaux sns...!!!
51. Veloo ( 22/09/2005 20:10)
ie wa vale aleo mivodika amin'ny tena resaka eto kle :wink:
52. fijo ( 22/09/2005 20:18)
ny hepar somary lafo ko
53. Veloo ( 22/09/2005 20:48)
ka le hepar tena tsy aiko ko.
54. Herimiafina ( 22/09/2005 23:21)
Io ambonimbony io le fanazavan'ny dokotera e.:-D:-D
55. pitchou ( 23/09/2005 02:43)
aza miala @ akondro wa fa iny sady natoraly no mahabotrabotra
56. Herimiafina ( 23/09/2005 19:08)
Le akondro aiza io tenenin'i pitchou io fa misy karazanany mantsy. Le akondro eritreretiko koa zao de sady natoraly no mahabotrabotra mandritry ny sivy volana. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
57. fijo ( 23/09/2005 20:08)
he he he milay le namana an
58. pitchou ( 25/09/2005 16:13)
inn ny akondro misy any aminao any? ranjaly? :-D:-D:-D:-D:-D
59. kukuto ( 26/09/2005 09:13)
za aloha mpisotro an'io rano hepar io eh! t@ 1 otrany matsaboka be fa izao otrany tiako be fa otrany msotro ronono matavy izany.
Io no be magnésium indrindra @ "eau vive" fantatro.

Tsara be ho anareo be vohoka. Ny ahy indray le miharitory tsin11 no tena hisotroko azy ka. Asa raha efa tonga any amintsika io na tsia. Any toa ny la Source sy le local ireny no tena mandeha.

60. Herimiafina ( 26/09/2005 12:21)
Pitchou, tonga de le variété gros michel mihintsy fa ianao nga ahoana?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689