Voavonjy de tsy ho very intsony ve?

61. palince ( 05/10/2005 14:35)
aza atao anarana ny maha krstianina fa tsy midika ho inona izany. Fa ny atao no hita .
62. estine ( 06/10/2005 07:42)
"fa fahasoavana no namonjena anareo ary tsy avy @ asa izany fa ndrao hisy hirehareha" soratra masina io an:!: ny famonjena de indray mandeha ihany t@ ny nahafatesan'iJesoa teo@ lakroa ,'zany hoe ze te handray ny famonjena de mahazo azy na mpanota aza izy,voarainy @iny andraisany an'i Jesoa iny ny famelankeloka rehetra na ny mbola hoavy aza ,satria mpanota foana no titra atsika olona,nefa kosa izay mitoetra foana ao @ota de tsy hanana ny fiainana mandrakizay izy satria noho ny otany dia manary an'iJesoa izy hoy ny epistilin'i Jaona: izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana ;....ary ao @Zanaka no misy ny fiainana.
tsarovy satana de mamitska eo @baravaran(ny fo andro amanalina ka izay tsy mahatandrina dehitsofoany de azeony
Kristy no laisser passer ry reto a! ka izay matahitry ny lakilehany iany no voavonjy
@fianana kristiana io an tsiako ny hafa......;;:{
63. boubounezy ( 18/10/2005 21:21)
ny uol vovonjy zany @ko refa tonga ny farany dé énao anisany lasa any @ paradisa ka tsy ho very intsony enao satry A/tra tsy olombelona ka tsy hitana ny teniny, sady tsy misy mpanota zany tsony any. ary mila atombokao eto antany ny fanadiovanao ny fanahinao sy ny vatanao mba afahanA/tra mandray anao ho any akaikiny


xxx:

Misy milaza fa rehefa voavonjy ny KRISTIANA de voavonjy fa tsy ho very intsony na inn na inn ataony, tsy haiko aloha e! ianao ve mety mbola ho very na de efa KRISTIANA aza?



64. Veloo ( 21/10/2005 15:12)
boubounezy a,

Mihezaka isika fa tsy ho ho vitan-tsika mihitsy io raha tsy manana an'i Jesosy ao am-potsika isika. ary ny fivavahana sy ny famakiana an'ny baiboly sy mahafantatra ny ao anatiny no ahafahan-tsika manakaiky an'i Jesosy ny dikan'izany dia mila etudes biblique mihitsy zay vo mety aky a :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849