Voavonjy de tsy ho very intsony ve?

41. Herimiafina ( 21/09/2005 18:02)
Ouais, merci bôcou. :-D
42. Veloo ( 21/09/2005 18:37)
pa de koi:roll:
43. Herimiafina ( 21/09/2005 19:04)
Io njay le balibaly masokely tifatifa be.:-D
44. Veloo ( 21/09/2005 19:05)
:^):^)
45. Herimiafina ( 21/09/2005 19:21)
Noir de fumée ry tonaka e, nampiasa saribao angaha de tsy nahay le balibali maso keliko?:-D:-D:-D:-D
46. Veloo ( 21/09/2005 19:30)
8-)8-)8-)
47. Herimiafina ( 21/09/2005 20:06)
Tapaka zany le communication entre toa et moa an. No comment. Domazy, sété tré bien.:-D
48. Veloo ( 21/09/2005 20:56)
fa ahona noo saribao angaha ny saribao tsy mampibilabila maso? :roll::^):/8-)8O
49. Herimiafina ( 21/09/2005 21:01)
Nivadika maintsomaintso be le balibali maso keliko kou. Nodoranao tamin'ny afon-tsaribô. Alako aminao mihintsy ny garde des balibali maso.:-D:-D:-D:-D
50. Veloo ( 21/09/2005 21:12)
:/:/8-):roll:8O
51. xxx ( 22/09/2005 07:50)
Ito ary misy teny ao @ 2Timothée2:11-14 "Les paroles que voici sont certaines : « Si nous sommes morts avec lui, nous vivrons aussi avec lui ; si nous restons fermes, nous régnerons aussi avec lui ; si nous le rejetons, lui aussi nous rejettera ; si nous sommes infidèles, il demeure fidèle, car il ne peut pas se mettre en contradiction avec lui–même. » Rappelle cela à tous et demande–leur solennellement devant Dieu de ne pas se quereller à propos de mots. Ces querelles ne servent à rien, sinon à causer la ruine de ceux qui écoutent"
Isaorana ny Tompo fa tsy niakina t@ hoe zavatra nataontsika tao arinan'ny ninoatsika no hamonjeny antsika fa ny finoantsika Azy ihany,
52. Veloo ( 22/09/2005 16:44)
xxx a Amen:arrow:
53. RADOUXE ( 22/09/2005 21:40)
Vonaloany ndrinda alo ry zareo a de ny olombelona de novonjena no izany de tokony anao ze sitrapon'Andrimanitra zay no antompisitsika eto fa tsy oe manao ny tsara isika mba ho voavonjy na oe io ny tany sy ny zavatra retra de atovy ze atonareo ,fa ny fanaovana ny tsara amiko alo de efa adidin' tsraray:wink:
54. RADOUXE ( 22/09/2005 21:46)
Ny momba le oe refa Kristiana de vovonjy, iny ndray alo de tsy ny retra kosa no ho vonjena fa ze manao ny sitrapony iany ny oul retra nge afaka miteny oe kristiana refa miditra fiangonana nefa matetika izy ireny ena-maso fotsiny sy anakonana ny ratsy atao,noho izany detsy ny fitazomana ny anarana oe Kristiana no mahavonjy fa ny finon'ny tsrairay e
55. sisikila ( 23/09/2005 10:45)
Matio 24:13 "Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena"
de tsy izay mitonontonotena hoe kristiana no ho tafiditra farany any fa izay maharitra hatramin'ny farany e! sa aleo ve miandry @ farany e?
56. Veloo ( 26/09/2005 18:50)
sisikila a maharitra aminy inn aloha e?
57. sisikila ( 27/09/2005 13:42)
Veloo >>>
raha jerena ny contexte @ Matio 24 io de hisy fanenjehana b any @ farany any, ilay lazaina hoe grande tribulation, ka izay maharitra mijoro ho mpanaradia an'i Jesoa no heritretiko hoe ambarany @ io maharitra io
58. Veloo ( 28/09/2005 16:50)
siskila a
ie marina izany. Ka inn no tokony atao mba haharitra?
59. xxx ( 29/09/2005 11:45)
andraso aloha,
avant ny grande tribulation de mila mandray ny Tompo fotsiny de voavonjy ny olona, fa ireo mbola handray ny Tompo ao anatin'io grande tribulation io no iharan'io teny ao @ Matio 24 io,
ny tohiny and 22 aza de milaza fa
Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
ho mafy b ny fanenjehana ny kristiana @ io fotoana io, ka mila maharitra zany hoe mila tsy mivadika @ Tompo ry zareo vao voavonjy,
60. Veloo ( 29/09/2005 16:02)
xxx a ie marina izany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868