Voavonjy de tsy ho very intsony ve?

21. xxx ( 18/09/2005 06:58)
veloo >>>
ny ho fantatrao tsy maninona mihitsy, ianao koa angaha moa hanao inn, fa tsy mahasoa ny mahalala hoe iza zà na iza, au lieu de manokatra boite vaovao de aleo xxx no ampiasaina,
raha zohina anie izany de tsy mitombina ilay lazainao hoe misy fetrany ny maha Mpisorona ny Tompo e! satria io Hebreo5:6 io no milaza fa mandrakizay ny fisoronana atoany!!!
sa hoe ny naranany de Mpisorona mandrakizay nefa Izy tsy hanao fisoronana mandrakizay akory?
fa raha Mpisorona mandrakizay Izy de azo antoka fa voavonjy mandrakizay izay manaraka Azy zany hoe ny KRISTIANA izany!!!
22. Veloo ( 18/09/2005 16:06)
xxx, ie zay mihitsy, ho Mpisorona fona ny anarany zay no tiko lazaina na dia tsy hisorona intsony izy rehefa tonga @ ny fihaviany fandroany, otran'ireo anarana hafa izay hananany dia mbola ho anarany fona. Tsy oe ny ahafantatra anao no tiako fa hafa ihany zany oe miresaka @ i koto za na rabe... au moins mba misy anarana. Tsisy prob rehefa tsy te hiteny ny anaranao enao:roll:
23. xxx ( 18/09/2005 18:03)
fa rehefa ho tonga @ fiverenany fanindroany ve Izy tsy efa midika izany fa efa voavonjy daholony kristiana @ io?
raha hiverina @ ilay fanontaniana voalohany mantsy za de hoe ny kristiana ve de ho voavonjy daholo sa misy ho very ny kristiana, de raha izany mantsy de tsy hisy ho very ny kristiana na iray aza satria manana Mpisolovava izy miaro azy,
24. Veloo ( 19/09/2005 18:52)
voavonjy tokoa moa ny Kristiana raha:
1- mangatahana fibebahana amin'ny izay ota nataony
2- Mino an'i Jesosy ho mpamonjy azy
3- manaiky an'i jesosy
4- manaraka ny didiny
ireo no ahavonjy ny kristiana.

Izay rehetra nanaraka an'ireo voalazako etsy ambony ireo dia ho voavonjy rehefa tonga izy @ 2d venue-ny.
Fa izao ko an betsaka ireo tsy kristiana ho voavonjy ko satria manaraka ireo zavatra efatra etsy ambony. Tsy ny fitondrana ny anarana kristiana no mahavonjy fa izay manao ny sitrapon'i Jesosy
25. xxx ( 19/09/2005 19:16)
raha izay de mazava ilay izy, za mantsy raha nanontany hoe voavonjy daholo ve ny kristiana, amiko mantsy raha miteny hoe kristina zany de tsy mireska mihitsy an'izay kristiana anararany fotsiny fa kristiana lazain'ny baiboly, de izao no fanontaniako zany zao hoe, ny tena kristiana ve tsy mety ho very intsony sa mbola mety ho very ihany,
26. Veloo ( 19/09/2005 19:43)
aleo angaha tsy asiana oe kristiana intsony e satria ny kristiana ankehitriny ny sasany anarana fotsiny. Izay rehetra manaraka ny didiny sy mino ary manaiky an'i Jesosy ho mpamonjy azy dia ho voavonjy rehefa mihidy ny varavaram-pasoavana. Eo @ fidin'ny io varavarana io no ahafantarana na voavonjy na tsy tsy satria izay manao ny tsara dia mbola hanao ny tsara foana ary izay manao ny ratsy dia hanao ny ratsy fona.
27. Herimiafina ( 19/09/2005 20:32)
Hendry be daholo anie nareo izany e.:roll::roll:
28. Veloo ( 19/09/2005 20:43)
heri a tsy misy endry eto an-tany fa mihezaka ny ho endry be:wink:
29. Herimiafina ( 19/09/2005 22:57)
F'hita fa hendry be kou. Tsy mila mitory teny any aminareo intsony aho fa sao dia izaho indray no voatory teny eo. Eny e, efa ela koa aho izay no tsy naheno Teny mamy avy amin'ny vavanareo fa ny Fanahy Masina no mampiteny anareo.
30. deghany ( 20/09/2005 15:53)
Ny valiny zany de azo jerena ao @ baiboly e!!
ao @ boky nosoratan' Deghany toko faha 6 andiny faha 9!!! io no apostoly faha 13 an!!
31. xxx ( 20/09/2005 16:21)
deghany >>>
indrisy fa tsy ianao le izy fa Paoly no apostoly faha 13,
raté, trop tard!!!!:lol:
32. Veloo ( 20/09/2005 20:44)
xxx a,
betsaka mantsy ny kristiana izao misy isan-karazany mihitsy ary ity misy tena mba tiako apetraka eto iza hita ao Matio 7: 21-23: mba jereo @ teny gasy anie ilay izy manomboka @ oe tsy izay rehetra manao ahy oe tompoko, tompoko no ho tafiditra any amin'ny fanjakan'ny lanitra fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny raiko zay any an-danitra etc... tsy ho fantatr'i Jesosy ny karazan'ny olona otran'ireo lazaina ao ireo.
ary betsaka mihitsy ireo kristiana ankehitriny no te hanana ilay anarana fa tsy manao ny sitrapon'Andriamanitra - Jereo anie ao @ Isaia 4: 1 ao no ahitana ny karazana fiangonana. Tsy aiko ilay izy @ teny gasy fa jereo anie e tena tsara mihitsy.
33. Herimiafina ( 21/09/2005 06:41)
Ny Famonjena dia natao ho an'izay mendrika hahazo an'izany.

Inona moa ilay atao hoe mendrika, ireo lazain'i Veloo ireo, nefa toa sarotra tokoa ny hanaovana an'izany.

Inona ary no vaha-olana?
34. LazaRandri ( 21/09/2005 07:44)
Herimiafina:
Ny Famonjena dia natao ho an'izay mendrika hahazo an'izany.


TSIA dia TSIA
Tsy takatry ny saina ny fahasoavana sy famindram-pon'Andriamanitra (God's grace). Tia ny mpanota Andriamanitra kanefa mankahala ny ota, dia izay ilay famindram-po sy fitiavaNY tsy takatra heverina.

Raha manam-potoana ianao dia vakio ny boky nosoratan'i C. S. Lewis miresaka an'io bebe kokoa.

35. Herimiafina ( 21/09/2005 07:53)
Tandremo sao lasa manota eo daholo ny olona satria hoe ho avotra ihany.

Ny tiako ho lazaina dia izao, mila fahatongavantsaina avy amin'ilay mpanota ilay izy, ary izay no asan'ny Fanahy Masina, manazava sy mitarika ny olona any amin'ny lalàna tena izy.

Misy mpanota mba manenina ihany amin'ny ota nataony, fa misy kosa ireo izay tena mihemotra mihintsy ary tsy te-hahalala izany Andrimanitra izany.

Ahoana ny tantaran'ilay jiolahy niara-nohomboina tamin'ny Tompo. Tonga saina aloha izy vao nangataka famonjena, vao voavonjy.

Maro mansty izao ny mibebaka toa manao fombafomba fotsiny nefa sady tsy misy nenina akory tao aminy na fahatongavantsaina noho ny heloka vita. maro koa ireo efa manamarina ny ratsy ka tsy mahafantatra intsony ny manavaka ny ratsy sy ny tsara (ohatra, ny marige gay sy lesbienne, etc izay raran'ny Soratra masina).
36. deghany ( 21/09/2005 10:34)
xxx:

deghany >>>
indrisy fa tsy ianao le izy fa Paoly no apostoly faha 13,
raté, trop tard!!!!:lol:


fa any @ faha firy zany za???

37. sisikila ( 21/09/2005 11:10)
DEGHANY >>>

faly de faly izahay raha mba ianao aza no voalohany fa saingy mety tsy mahasoa anao izany raha tsy efa ao anatin'ny bokin'ny fiainana ianao, fa tohizo ihany aloha ilay manao mapihomehy fa iza no mahalala fa mety hisy loka ho an'izay mahay mampihomehy any?:lol:
38. deghany ( 21/09/2005 11:46)
SISIKILA>>>
aiza no tin'la hiaviana @ zany?!!
39. sisikila ( 21/09/2005 12:06)
DEGHANY >>>
Avy any atsinanana raha tsy diso za! verifier-o ihany anefa lou!:(
40. Veloo ( 21/09/2005 17:32)
hery a marina ny anao io:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034