Ohatrinona ny vola laniana amin'ny mariazy?

41. Herimiafina ( 23/09/2005 20:13)
Ary booboo ty alou ngô de mbola libra, dien'ny eto ihany? ao tsapatsapaiko ihany alou fa refa tsy tay ve tsy atody e.:-D:-D:-D:-D
42. jaira ( 11/11/2005 09:56)
hejakejana ihany aloha ny mety holany amin'io fotoana io fa ny mba hatorokoa kely ana osatry mba nety tànay dia izano manaova kaonty any @banky na manaova boatin-drakitra kely dia mangona vola dieny izao ny ahy aloha dia isan'nadro aho no mandatsaka vola kely ao @ boite ny an'ny vadiko indraey dia isaky ny herinandro no mametraka ao @kaonty dia rehefa tonga @izay ilay fotoana dia natambatra @izay ny vola voahangonay dia mbo nisy noraisina ihany .Ny tena lafo aloha dia ilay sakafo e avy eo ny akanjkonareo sy ny jus fa ny sisa mbo maivamaivana ihany ka rah @taona ho avy iana ono manapikasana dieny izao dia manangona somary efatara aloha fa tsy maninona ffa hatoboy ny mariaziany aloha nahalany teo@30M teo ho eo nanampy any b ilay efa nanana vola natokana holanina ho an'ny mariage fotsiny raha hatao mariage ianao d mbo hanotanih oihany aho fa mba manana fikafika kely hanenana ny vola lany zay
43. jennifer2 ( 06/12/2005 00:22)
hoy i herimiafina zay tary aloha tay:
Dia tsy maintsy izay izany...., aiza indray ary no misy faravavy hangatahako e? (Iny mantsy mba mety kely depansa).

Be de be ry herimiafina a! atoroko enao ? tsy lavitra fa eto akaiky eto ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959