Ohatrinona ny vola laniana amin'ny mariazy?
1. Herimiafina
(
10/09/2005 03:14)
Tena vaky ny lohako ry zareo fa na dia tsy mbola hita aza izay ho vadiana dia efa lasa sahady ny fisainako hoe ôtrinona no ho laniana amin'ny mariaziko any aoriana any (actualisé).
Ny sipa sy ny fianakams mantsy tsy maintsy ampirevena fa ny tena dia mety afa-po na dia THB iray ihany aza.
Ka misy mba afaka milazalaza ny momba izay ve mba hiomananay fa sao dia tonga ny fotoana vao mikoropaka e.

novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 00:22
2. pika
(
10/09/2005 04:45)
ka ny vidimpiainana anie misondrotra isan'andro e
ny omena anao anio mety efa miova @ herin-taona, arakaraky ny isan'ny oul sy izay atao koa
ny fanafodiny dia efa managona tsikelikely
dia aza atao tampotampoka fa fantaro dia ny mialoha ny fotoana hihomlanana na mbola hoe afaka 2 taona aza
aza atao bikina rasipa sao tsy maintsy atao tampotampoka eo ny mariazy homanina ny lamban-jaza vidina

3. Herimiafina
(
10/09/2005 05:09)
Ka actualiser-tsika arakaraka ny taux d'inflation io dia efa bonne akia an.
Rehefa nataoko aloha ny kaonty dia eo amin'ny zato eo ny havanay avy aty amiko e (zay mantsy maro anaka be), fa ny avy any amin'ilay sipa dai mbola tsy fantatra fa mety zato koa angamba.
Ny toerana dia ao Antananarivo ao ihany fa ato soary miatakataka kely le fanaovana fety izay mbola tadiavina.

4. ravakamalala
(
10/09/2005 08:06)
bdb !!
Sady lé vadin i Herimiafina tena hitako hatraty fa ilay ho atao princesse be mihitsy : mariage n i cendrillon! Ianao mantsy toa lé bandy mampihanta be ireny.
Ny tena fialambola goavana angamba dia ireto :
- Hofan ny trano
- Traiteur (miankina amin ny isan ny olona)
- Akanjo sy kiraro (marié(e), fille et garcon d'honneur)
- Frais-nareo mi2 mankany Dago.
- Orchestre, DJ, mpitsoka mozika!!
Dia ny pitsopitsony rehetra, fa lafo be izy zany vao eritreretiko fotsiny.
ireo aza mbola tsy feno.

5. Herimiafina
(
10/09/2005 18:15)
Hono ho aho, misy ireny agence mpikarakara ireny ve any Dago any e, le tonga dia omena sasy dia tsy miheritreritra n'inon'inona.
Nefa zao manjary mampanaelo i maman satria maman te-hikarakara be mahintsiny.
Zany fôna mantsy zao no mba tena teneniny rehefa mba miantso @ telefona izy.
Fa aiza aloha no misy vady e?

6. agoago
(
11/09/2005 08:24)
Mapihomehy ianao ry Herimiafina, ampiresahanao fotsiny ny olona.Angony aloha ny vola, mila fandaniana bebe ihany ny mariazy araka ny itiavanao azy.
Ny vady ho hitanao eny ihany.OK
Ny vady ho hitanao eny ihany.OK
7. isrine
(
11/09/2005 14:02)
Ny anay aloha tsy nisy mariagy zany fa de @ izao fotsiny e, fandaniambola fotsiny anie reny ry zareo. sa le hoe maka sary no tena tinareo? sa le hoe manao sonia hitan'ny olondrehetra? tandremo fa fitaka be ny rendrarendra @ mariagy
8. booboo
(
12/09/2005 09:04)
ny timbres @ faire-part, ny livrets de messes, ny déco etsetsetra ao anatin'ny dépenses aby aby koa zany ! fandaniambola koa klou araka ny hevitro e :°)
10. Herimiafina
(
13/09/2005 00:08)
Mba mifalifaly ry ireto fa mampiaka-bady an, dia mba mandany vola koa izany e.
Misy tantara kely ity:
Manana akama avy any amin'iny Mandritsara avaratra iny aho ary dia nilaza tamiko izy indray andro izay fa tamin'izy hanambady dia nampiakatra vavy matoa amina fianakaviana iray ao an-tanana. Telo vavy no tao amin'ilay trano ary ilay voalohany no nangatahiny ho vady.
Dia izao hono hoe: raha ratsy mariazy ilay voalohany dia vita hatreo fa tsy misy maka vady intsony ny roa vavy zandriny, ka noho izany dia tsy maintsy natao manetriketrika sy malaza be hono ny mariazin-dry zareo. Dia raikitra tokoa ary ka omby roa sy cageot de bière roapolo no nomeny ny RAR-n'ilay kalakely. Dia fifaliana be satri ainy no nanokatra ny lalana ho amin'ny fanambadiana hoa an'ireo roa vavy zandrimbadiny. (Fin de l'épisode, à suivre....).
Dia tsy maintsy izay izany...., aiza indray ary no misy faravavy hangatahako e? (Iny mantsy mba mety kely depansa).

11. mamzelkely
(
13/09/2005 09:42)
raha mariaga tsotsotra somary compliké izy zany we tsara de environ 30 000 000fmg...:roll::°)
13. pitchou
(
13/09/2005 18:40)
invités v klou zahay e? alouhan'ny hilazana we otrinona no tokony homanin'i Mandrindra
15. Herimiafina
(
14/09/2005 00:45)
Mazava fa dia ampidirina anaty devis daholo izany rehetra izany. Invité daholo nareo. he. he.
16. isrine
(
14/09/2005 18:38)
Za tonga de tsy afaka @ ilay mariagy, miala tsiny dieny izao ry herimiafina.
Ry hery ve hanao mariagy de miafina...? hihihi

17. Veloo
(
14/09/2005 19:08)
ny ahy ny voyage de noce no tena ataoko mafotaka... mety ho fitiava tena kely fa tsy maninn za ve tsy mba hanararotra ny vadiko? :-D:-D:-D
18. Herimiafina
(
14/09/2005 21:29)
Veloo:
ny ahy ny voyage de noce no tena ataoko mafotaka... mety ho fitiava tena kely fa tsy maninn za ve tsy mba hanararotra ny vadiko? :-D:-D:-D
Hay marina moa mbola misy an'izay voyage de noce izay koa, misaotra an'i Veloo. ôtrinona ndray ny momba an'izay ry reto?
19. lilbon
(
15/09/2005 04:28)
izao less a!
rehefa te hampiaka bady ela de manaova ze ekonomia vitan'la de manaova emprunt bancaire we mariage de mandoa trosa ela 2 taona na telo taona .
izay no ataovy raha tsy manan-karena ny ray aman-dreny .
fa izao manko io mariazy io de fototry ny tokan-tranony mpivady ka raha eo no misy tsy maety de tsahivo fa mety misy hampisy olana tsy levona raha tsy elabe eo amy fianakaviana 2 tonta .

20. pika
(
15/09/2005 05:20)
aza miditrosa izany fa raha vao tokantrano vao no efa hanilika trosa dia tsy mamely
managona dia mangataha fanampiana any @ RAD sy ny iray tampoho dia izay vitany eo e
izay kely hanana no ahiratra sady rehefa tena tia anao izy tsy mitady ny izao sy izao izany fa ily ..... no tadiaviny bediabe :lol: