Ohatrinona ny vola laniana amin'ny mariazy?
21. Veloo
(
15/09/2005 17:23)
oy i Lilbon oe:
Hery a eo @ 3.000.000.000 ariary eo aky ny voayage de noce a :-D:-D:-D
manaova emprunt bancaire we mariage de mandoa trosa ela 2 taona na telo taona .tssssssss aiza kosa lesy a vo ande hivady njy dia efa trosa zahady ny devant eo???? za ndray raha manao an'izany ny vadiko dia tonga dia na tsy manao emprunt na misaraka:twisted: za contre trosa. tsisy fiainana io ry reto a..
Hery a eo @ 3.000.000.000 ariary eo aky ny voayage de noce a :-D:-D:-D
22. Herimiafina
(
18/09/2005 17:36)
Veloo:
Hery a eo @ 3.000.000.000 ariary eo aky ny voayage de noce a :-D:-D:-D
Tsy ampy ahy sy ny divako pour la vie zany satria kay rehefa tena niheritreritra aho dia ny voyage de noce de le la vie be qui suit le marige jusqu'a la mort iny. ''Volon'akoho ny fanambadiana ka faty no isarahana''. Favy an.:-D
23. mamzelkely
(
21/09/2005 07:59)
de tena mpanakarena tokoa naie nareo ry force cachée e!!! force cachée marina klé...:-D
24. Veloo
(
21/09/2005 17:37)
mamzelkely a mitomany mpanakarena retsy io a , za aloha tsy manana an'izany e:wink:
25. Herimiafina
(
21/09/2005 19:29)
Inona zany harena izany, aiza misy diksioneran'ny fiainana vetivety hijerevako azy?:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
21/09/2005 20:08)
Za reto mba ampindramo vola hanaovako amariazy fa averiko eo ihany ny anareo rehafa mba miasa ny vadiko an.:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
21/09/2005 22:06)
lol lol be ary e, de aza rangitra be ôtran'izany moa e. Voan'ny prôvôky direkta indray an.
32. Herimiafina
(
22/09/2005 17:28)
Pouvoara ry Veloo zany an. Tonga de ''Dragon bôl zeda'' mahintsiny an. :-D:-D:-D:-D
Lasa mambra du kleba kou ngah mamzelkely zany? misorata anarana haingana fa tsisy sipa mintsy ato amlé klebanay mpanalazy kou. Veloo zao maly notaritina fa tsy nety. :-D:-D:-D:-D
Lasa mambra du kleba kou ngah mamzelkely zany? misorata anarana haingana fa tsisy sipa mintsy ato amlé klebanay mpanalazy kou. Veloo zao maly notaritina fa tsy nety. :-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina
(
22/09/2005 21:11)
Inn no misakana ano ry Veloo, satria ve zah ao? Anjaii zany t^sy fitiavanao ahy e. Fa inn kay no ratsyu nataoko taminao? Mampanaelo be za zao.:-D:-D:-D:-D
38. ari.malala
(
23/09/2005 08:13)
fa rôvina i herimiafina no hanao mariazy alo ê! sa hanao manary azy? :-D
39. Herimiafina
(
23/09/2005 18:40)
Refa mahita sipa afaka vadina za de lasa zao. Mba hialana amin'ny asabe de aleo le sipa mintsy no mangataka e.hehehehehe
Vao maika tsaratsara kokoa raha efa misy zaza, amizay za tsy mila misa be tsony manambôtsa amin'ny alina. hehehehehe=))
Vao maika tsaratsara kokoa raha efa misy zaza, amizay za tsy mila misa be tsony manambôtsa amin'ny alina. hehehehehe=))