REHEFA TENA TIA VE DIA MAINTSY MANDEFITRA

41. Veloo ( 15/09/2005 16:24)
dehany a tsy matetika fotsiny lesy a tena izany mihitsy isan'andro, ary logique be io zavatra io, ny fitiavana mamono (dans tous les sens) na couvrir na tuer, ny problema sy ny fihetsika rehetra.
42. Herimiafina ( 15/09/2005 22:59)
(Episode 2, suite)

- Adalanao ihany no tsy nihinana ilay vary iray vilia nefa za efa mba reraka ery nahandro an'iny.
- Adalanao ihany ny natory tamin'ny tany, nefa za nangatsiaka natory irery teo ambony farafara.
- Adalanao ihany no namela ahy ho any amin'i Rakoto satria Rakoto mba mankafy ny sakafo namboariko, ny miara-matory amiko, sns.

MANINONA ARY TSY MBA NANONTANY NY HEVITRO ALOHA HOE AVELANAO TSY HIHINANA VE IZAHO' AVELANAO HATORY AMIN'NY TANY VE AHO, TE-Ho ANY AMIN'I RAKOTO VE IANAO?

Espèce de.......:-D:-D:-D:-D

Lesona azo tsoahina: rehefa samy handefitra ihany dia mba manontania aloha hoe AFAKA MANDEFITRA VE IZAHO?:-D
43. lilbon ( 16/09/2005 04:07)
kay kay kay ! tonga hono de lasa mandefitra ho azy tsy fanahy iniana .
mbay tany azafady ô!
angaha tsy hainareo le manao atidoha be ?
tonga de hipitsihina de amy zay na marary aza de samy marary de mianjy sitrana njay e?
"tanala very sampy ka ny manova no haingana"
44. deghany ( 19/09/2005 13:53)
Veloo:

dehany a tsy matetika fotsiny lesy a tena izany mihitsy isan'andro, ary logique be io zavatra io, ny fitiavana mamono (dans tous les sens) na couvrir na tuer, ny problema sy ny fihetsika rehetra.


mrina akia zany aaa!!! hehehheehehe njy kouu!!!

45. valie ( 27/09/2005 09:34)
Marina nenao. Io ane ry reto tsy hay ny mibaiko azy e! Fitiavana...Aoka re!
refa tena tia enao inona no tsy ho vitanao . Mandefitra . Nefa aloha raha azo ialana d aza mandefitra zany e, surtout hoe enao no manana ny rariny.
fa raha resaka adiady kel tsis dikan,tss aza simbaina amzan le fitiavana:*.
Fa hafa le resaka oe hitanao nampiaraka tary d oe handefitra v? Azafady!!Tsiz tson zany.:evil:
46. booboo ( 27/09/2005 12:15)
:-D:-D tonga dé :evil::evil::evil::evil:mitsy a ?
47. ravakamalala ( 27/09/2005 13:17)
Valie zany lé tsy handefitra raha mahatratra an leiry mampiaraka? Marina zany akia a!
48. boubounezy ( 28/09/2005 13:46)
ataoko angamba fa afaka tsy mandefitra kou refa tena ty! ny antony: satry mety mahatsara koukou lé fifankatiavana.


xxx:

Refa tena tia ve dia tsy maintsy mandefitra?



49. valie ( 05/10/2005 19:58)
ravakamalala:

Valie zany lé tsy handefitra raha mahatratra an leiry mampiaraka? Marina zany akia a!




Eny aky ravakamalala a!
iza no handefitra amzany eo. Ny ahy aloha d efa teneniko vao aty amboalohany mintsy fa tsy misy 2èm chance sy oiaoy zany e! Refa tratra d miala zay, na hitomany sy handohalika eo aza. :lol:.
50. tojo007 ( 29/10/2005 11:23)
araka ny hevitro dia rehefa tena tia olona iray dia tokony mba HIfandefitra fa tsy hoe ny 1 rery no mandefitra ary maninona moa ra ny joba n'dray no mandefitra ? fa tsy la kofa fona no .....
:twisted::!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629