REHEFA TENA TIA VE DIA MAINTSY MANDEFITRA

21. Avianiandanitra ( 10/09/2005 03:49)
" Tiavo ny na manao... na ny tsy manao ... " Samy hafa ny fitiavana sy ny fandeferana. Mety mifanohitra mihitsy indraindray. Ny tsy fandeferana no tena maneho fitiavana. Ny tena loza anefa rehefa tena tia ianao vao manomboka ny "cauchemar". Manontany tena hoe : "Oviana ndray no hisaraka ..."
Ny hitako fa mety dia mifampizara hatrany na hevitra na zavatra hafa, eny na hatrany @ fanalana volo tsin-doha sady tsy helika aza.
22. Avianiandanitra ( 10/09/2005 03:50)

23. fijo ( 10/09/2005 04:18)
raha sipa dia mandeferaao foana ka.milay io
24. pika ( 10/09/2005 04:36)
tsy reveko aloha ny ahy ny oul tsy mba maneho ny heviny fa izay lazain'ny partenairany dia ekena foana na efa hita fa tsy mamokatra aza satria hono tia, dia mandefitra
ny marimaritra iraisana no tadiavina fa tsy ny hoe zay revin'ny 1 ihany akory
rehefa diso be fandeferana eo dia...... tsy te azhita aho :-D
25. Herimiafina ( 10/09/2005 04:38)
Fa na de zany aza dia ezaho mafy ny miteny foana fa tsy miaritra ao foana e. Lasa colonie, voazanaka, Galieni aza efa tsy fidiny.
26. Liltax ( 10/09/2005 04:55)
tsy voatery mandefitra mintsy lou amiko eh!
nefa kosa misy ireo zavatra azo ifampiresahana tsara eo @ olona roa zay mifankatia ; eo no ahitana hoe zao no zavatra tsy lefitrin'olona zay miaraka aminao na hoe vadinao ; eo ihany koa no ahitanao hoe zao no azo leferina sy tsia . Zany hoe raha tsy misy fifandraisana sy mifanazava tsara ny olona roa dia sarotra be no ahitana an'zay fifandeferana zay .
27. lilbon ( 10/09/2005 06:33)
salii!
Ndana mandeha less ry liltax fa aza manao demagozia eo njay a!hahaha
mandefitra amin'ny ahaoana aza !
mandefera eo nge lah e! hihihi
28. Herimiafina ( 10/09/2005 17:55)
Tamin'ianao mbola tao ambany tafotranon-dRAR-nao ve nahatsiaro nandefitra? Nijaly ve ianbao tao sa tsia? Dia mitovy amin'izay ihany koa ilay mifankatiamiara-mipetraka, toy ny anabavy sy ny anadahy ny vady, efa mambra de la famille, ka ze maha-cool le fiainana no banjinina.
Misy fifanajana tao, safidy, fa tsy dia fandeferana loatra angamba raha tsy amin'ny cas sasany.
29. Avianiandanitra ( 10/09/2005 17:57)
* --> :-o --> :* ...
Fitiavana --> Ady kely ---> Fitiavana(+) ---> Ady kely ---> Fitiavana(++) ...

Tsy azo ialana ny adi ady, fa aleo mihitsy aza somary asina ady. Noho izany Tsy ny fanginanao no hampiova zavatra. Ny fanginana rahateo tsy midika fandeferana fa mety ho TAHOTRA ( mifanohitra @ fitiavana), matahotra ny hiady.
1 - Tsy maintsy misy ady, mba hisian\'ny tambitamby sns..:(:x:lol:
2 - Dieny vo manomboka de apetraho ny fitsipika (règle):!:, ohatra: rehefa tena tezitra ny iray de tsy maintsy miezaka manambitamby ny iray ...
3 - Tsy misy akory anie le ady fa sarin\'ady no tena izy e!:roll:
4 - Famitinana: Lazao azy ny tsy tinao (ny tinao koa mazava hoazy, hotrany sola @ maizim-bolana :-D:-D ) rehetra, aza mihafihafy, de encourager-o koa izy hanao an\'izany.:*
30. Avianiandanitra ( 10/09/2005 18:32)

31. cocorie ( 12/09/2005 12:55)
Za alo tsy handefitra amin'ny tsy rariny e! miareta ze te hiaritra de lefero eo foana fa hitanao ny vokany!hihihihi
32. sasa ( 13/09/2005 05:25)
ze te-handefitra mandefera fa raha za kou aloha tsy handefitra klé,araraotin'ny sasany fotsiny rehefa mandefitra kou
33. mamzelkely ( 13/09/2005 09:12)
ilaina ihany ny fandeferana eo amin'ny fitiavana fa ra diso tafahôtra de mety ho vita gros enao... lanjalanjao tsara:wink:
34. lilbon ( 14/09/2005 04:43)
izao no izy e!
ze tia zany no mandefitra satria ze tia de resy eo amy le fitiavna.
fa gaigy le voatery mùandefitra satria tia fa sao de mijabaka .za njay alou tsy handefitra zany
raha vao hitako misy tsy normal de hipitsiho fa sao de mahafaty kle
35. Herimiafina ( 14/09/2005 21:19)
Tiko be ianao ka ilay vary iray vilia izay saika ho zaraina androany hariva dia omeko anao iray manontolo.
Tiko be ianao ka ilay fandrina tokana fatorizantsika teritery iny omeko anao iray manontolo fa za hidasika amin,ny tany.
Tiko be ianao ka na mahafinaritra anao aza i Rakoto ao andrefana dia avelako miaraka aminy ianao raha sitrakao....
8-)8-)8O AHOANA TSARA HOE E?

Tsy tiko tampoka teo ianao fa sady noana aho no marary ny lamosiko natory tamin'ny tany, no mbola maimbo an-dRakoto koa ianao rehefa niverina avy tany aminy. TSSSSSSSS..:-D:-D:-D:-D
36. lilbon ( 15/09/2005 04:06)
herimiafiana h ih ih i hi!
sady rakoto amin'io mety madity be !hahha
zay mintss less fa tafita le hevitra kle !
de noho izany de aleo kou za mba hitsaingoka an-drasoa atsy atsinanana kle .hihihi
37. sasa ( 15/09/2005 05:01)
hery sy lilbon ,lisany kosa izany mody mandefitra anefa avy eo manao valifaty an, aleo ihany wa tonga d tsy mandefitra kou.
38. mamzelkely ( 15/09/2005 12:30)
en fait le izy a, refa tena tia enao de lasa mandefitra ho azy ts fananina...:lol:
39. deghany ( 15/09/2005 13:26)
mamzelkely:

en fait le izy a, refa tena tia enao de lasa mandefitra ho azy ts fananina...:lol:

ieeee!!!! matetika io an!!

40. sweetia ( 15/09/2005 14:35)
ie..... marina tokoa zany!!!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093