tongotra vakivaky

61. fijo ( 23/09/2005 20:10)
ny hazo aza mananjo ko maika fa ny voataby.
62. pitchou ( 25/09/2005 16:09)
zo hanasitrana ny kitrokelinay mou o?
63. deghany ( 26/09/2005 15:20)
mbola tsy vita ianay le resaka voatab's le!! heheheheh
64. pitchou ( 26/09/2005 18:04)
ka ny votabia hataonay @ kitronay edivan'ny sasany halaina kou
65. Veloo ( 26/09/2005 18:40)
pitchou a lasa votabia doly reo nihafarany :-D:-D:-D
66. xxx ( 26/09/2005 19:58)
efa nataoko le voatabia fa tena mandaitra e!

aza mifampitoraka voatabia moa nareo e!
67. pitchou ( 26/09/2005 23:36)
hoy i Veloo:

pitchou a lasa votabia doly reo nihafarany


ny inn aky? ny kitro ve?8O
68. bichette ( 27/09/2005 06:33)
zé tranchenà votaby kely ve dé édivana ooooooooo :miam::miam::miam::miam:
69. deghany ( 28/09/2005 14:33)
voatab's io kou!! heheheheh
70. Veloo ( 28/09/2005 16:18)
pitchou a an3 ka ny oul ato ka :-D:-D:-D

xxx a oy injy oe:
efa nataoko le voatabia fa tena mandaitra e!

juste ve nasian-njy voatabia fotsiny sa ahona? mba lazao oe retsy?
71. xxx ( 29/09/2005 19:54)
veloo: voatabia nakasokasoko @ faladia ka, le lohany misy le ariana iny miaraka @ nofony aloha e!
zany oe eo @ 1/4 ny le voatabia no nampiasaiko

de mazotoa e
72. bichette ( 30/09/2005 06:21)
veloo kosa e ! iny voataby natioraly iny fotsiny ahosotrosotra aky a ! :wink::-*
73. fijo ( 30/09/2005 20:22)
mbola tsy voahaja ihany ve ny voataby ato le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151