tongotra vakivaky

21. pitchou ( 06/09/2005 07:30)
:-* melsi be njy bichette! rariva ihany d'efa ataoko
22. bichette ( 06/09/2005 08:21)
pitchou > de lien
fijo > 8-)
23. diamondra27 ( 06/09/2005 12:43)
ary le fatran'ny glycerine sy citron ahoan? Iza no mahay an'io?
24. Veloo ( 06/09/2005 19:35)
oy i xxx oe
ny olana ange dia tsy hatsiaka no tsy tanty fa ty hafanana be e! dia za koa efa nanao crème nivea fa tsy mety, dia manao kiraro foana na ato antrano aza sa misy kiraro fermé ahoana no anaovana? chausson no kiraro antrano,
.
Ka marina mihitsy anie io ny creme tsy mandaitra mihitsy indrindra fa any Dago aloha an... ary rehefa mafana ny andro dia @ alina no manao azy na rehefa mandede iny hanaovy kapa retsy a...

oy diamondra oe
ary le fatran'ny glycerine sy citron ahoan? Iza no mahay an'io?
ataovy au piff letsy a , tsy dia nisy fatran'ny loatra fa izao fotsiny e ataovy betsaka kokoa ny glycerine nohon'ny vosary makirana an
de bonne chance doly ooooo:wink:
25. fijo ( 07/09/2005 19:55)
aza ariana fotsiny ny votabia e.
26. Veloo ( 08/09/2005 17:47)
ary maninn ary ty fijo mi-derailler fona :-D:-D:-D
tsisy fitenana votabia ato:P
27. fijo ( 08/09/2005 20:22)
velooo,jereo fa misy resaka tomate eo ambony kely eo ko,sady tsy atao amin'ny kaly fa tongotra.
28. Veloo ( 08/09/2005 20:45)
oay kle tsy hitako iny ka ilay votabia ve manala kitro zany?
29. bichette ( 09/09/2005 07:25)
manalefaka ilay hoditra mahery ny tomaty
30. rurik ( 09/09/2005 11:42)
ka le ohatran'ny kitro iny mihintsy anie no handomana rano ny tongotra e! na rehefa mandro iny dia avy eo kikisana@vato. asa aloha e!izay no fataoko
31. pitchou ( 09/09/2005 17:58)
mikisaha ery lavitra ery fijo sao manaikitra ! eo maheno resaka votabia eo d rarakivy be!
32. fijo ( 09/09/2005 20:31)
la an a,aza roahana moa ny akama e.ary aza ariana fotsiny koa ny votany.
33. pitchou ( 12/09/2005 11:49)
ka le maso mamirapiratra mijery sy manara-maso le votabia mihintsy no mampanahy be knou! sô d manao otran'le liona ao @ filma madagascar knou! manahy mafy zahay knou!
34. deghany ( 12/09/2005 13:29)
ary raha ny annnn no vakivaky de aona le?!!! hehehehehe
35. pitchou ( 12/09/2005 17:23)
ny inn? le fitaovan'i deghany ve?8O
36. deghany ( 13/09/2005 09:14)
pitchou:

ny inn? le fitaovan'i deghany ve?8O


tatarao tsara alou le fitaovana resahan'lahhh e!!! hehehe

37. pitchou ( 13/09/2005 13:55)
kou zà ve mahalala ze \"annnn\" atahoran\'lah ho vakivaky zany? vera v sa tavoangy sa inn le izy?
38. deghany ( 13/09/2005 14:50)
pitchou:

kou zà ve mahalala ze \"annnn\" atahoran\'lah ho vakivaky zany? vera v sa tavoangy sa inn le izy?


taova nge no resahana eto fa tsy vera na tavongy e!!! hehehehehehehe
mety ohatra we le annnnnnn!!! hihiihi

39. pitchou ( 13/09/2005 18:16)
ka innnn le annnnn kou
40. Veloo ( 13/09/2005 21:09)
deghany ko mirediredy kle:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787