tongotra vakivaky

41. deghany ( 14/09/2005 10:09)
mirediredy @ aona ary!!!!
42. chipie1 ( 14/09/2005 10:49)
zay no mampi deghany azy kou =))
43. deghany ( 14/09/2005 11:30)
chipie1:

zay no mampi deghany azy kou =))


mahatsikaiky kou njy!!! heheheheheheheeh
manapatsinay!!!hihihihiii
mampitokaka!!!! mampivanitika!!
mampnééééééé!!!! heheheheheh

44. bichette ( 14/09/2005 11:54)
deghany raha ny molotra indray no vakivaky asiana vaseline koa mampalamalama azy :roll:
45. kally ( 14/09/2005 17:35)
bichette> Antitra angaha???amin'ny ahoana aary?

Ny tena mahatonga an'ilay tongotra ho vakivaky dia maina loatra ny hoditra ka ireny "crème hydratante" ireny atao aminy dia aza manao kapakapa mampiseho vodi-tongotra aloha fa ilay maina mihitsy no tsy zakan'ilay tongotra.Dia alonay isan-kariva dia asio crème na io voasary makirana sy glycérine io e!vetivety ihany io dia afaka raha mahavatra.
46. Veloo ( 14/09/2005 18:18)
serieux ve aloha zany votabia manala kitro zany e? de ahona no tena fanaovana azy? ireny kitro eny @ ratsa tongotra ireny koa ve mety? mba valio oooooo aza avadika moa ny resaka ato eeeee:wink:
47. fijo ( 14/09/2005 20:44)
dia hitady hanary vataby koa izany i veloo an
48. Veloo ( 14/09/2005 21:05)
fijo a valio raha mahay lesy a...:twisted:
49. bichette ( 15/09/2005 06:17)
veloo > eny wa, io voatabia io mety , iny nofony iny ahosotra amin'ny kitro, tsy mila betsaka anie fa tranche iray dia mahampy fa manjary mifotetaka be sy miparitaka eraky ny trano indray avy eo manalefaka ny kitro izy io :wink:
50. Veloo ( 15/09/2005 16:01)
bichette a misaotra aky a :-*:-*:-* ho lazaiko ilay namako aty dia atao isan'andro zany mamdra pahafak'ilay kitro?
51. fijo ( 15/09/2005 21:19)
ka i bibi anie efa mamaly fa za mba mitaky ny zoan'ny voataby ry veloo a
52. deghany ( 19/09/2005 11:10)
zoan'ny voataby!! hehehehe
53. Veloo ( 19/09/2005 17:29)
inn oe ty lazain'i fijo? inn ko zany zoan'ny votabia zany? tsy hors sizé ve zany? :-D:-D
54. bichette ( 20/09/2005 14:13)
fijo inn ny zon'ny voataby ? hoe tsy atao am tongotra ve fa manambany an'i andriamatoa voataby ??????? =))
55. deghany ( 20/09/2005 15:39)
lasa resaka voatab's ndray ty ato lé!! tslèèèè!!!! heheheh
56. Veloo ( 21/09/2005 16:59)
bichette =))=))=))
57. bichette ( 22/09/2005 08:04)
veloo ka tsy marina kosa ve :lol: mba hazavao ry fijo a :wink:
58. Veloo ( 22/09/2005 16:19)
bichette ie wa retsy a:-D:-D
59. pitchou ( 23/09/2005 02:30)
miandry zahay e! :-D
60. ari.malala ( 23/09/2005 06:55)
angaha ny voatabia mnanjry fijo? =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2318