dépense any Madagasikara

41. fijo ( 25/08/2005 21:14)
ny fanambakana aloha misy foana e.efa mahaatra io ka.
bibi,hay ndry mitady nike,hummmmmm
42. zandrikely ( 22/09/2005 06:06)
io ry zareo dia mety fona na any na aty , any aloha ny depense atao hoe enjana kely fa velona fona anie ny olona e ,
fasaly : io securite io na any @ tanana na aty dia samy enjana daholo fa io ra ny fahitako azy any @ tanana dia arakaraka ny fifandraisanao @ manodidina sy ny fiaramonina , ny asa indray dia ra manana diploma enao no mody dia lasa , fa @ ireny ONG ireny mitady asa
bichette : ny fanambakana misy fona ,
fa ny ankabetsahan'ireny olona manakarena ireny toa mangalatra sy manambaka daholo ko , vola sisa no miteny @ndry zareo fa ny fiaramonina tsy misy intsony
vatsimpanahy : mandehana aloha mankany , dia jereo ny zavamisy dia eo enao mahita , fa io rehefa hoe hody enao dia tsy maintsy hoe mandeha fa ny fandanina anie toy ny rehetra mandany ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5807