dépense any Madagasikara

21. pitchou ( 16/08/2005 17:41)
vatsimpanahy> io na 100 millions aza vitanao ny mandany azy herinandro aty, nefa tsy vitsy ny olona mikarama 1 million na latsaka aza velona tsara ary mbola mahavita mitahiry sy mampiasa vola kely dia manana izay mba ananany!
raha irony fiara range rover mandany 25 au 100 ireny koa ny fiaranao tsy hitovy na oviana na oviana @ fiara mandany 4 au 100. Fa anjaranao ny mi-zôzy azy rehefa tapakevitra ny hiverina aty ianao.
Izany hoe mihafy sy tsy mihafy koa d arakaraka ny tsirairay: ny ahy izao izany mihafy izany dia pizza 1 (25 à 35 000) ny sakafo hariva fa rehefa tsy mihafy aho dia mananasy 1 sy salady 1 no sakafo.
22. fasaly ( 16/08/2005 18:28)
marina izany e! io ny fahaizanao mitanatana ny vola ihany, fa ho sarotra amy olona avy aty angamba zany hiafy kely izany raha tonga any. fa atao ahoana y a un debut à tous....
23. fijo ( 16/08/2005 21:20)
pitchou an miafy ve le pizza?????
le resaka fiara aloha dia tandremo fa vetivety dia fotsy ny lasantsy e;
24. ravatorano ( 17/08/2005 08:50)
io marina arakaraky ny fandanianao ihany io.
Te hikaly b isan ansdro d mandany b , te hitsangatsana foa hiala eny ivato d mandany lasantsy bb kokoa izany d izay eh.
Fa mitondra bobaka ihany klouh eh fa haina ihany ny fiainana etyo amin ny tanana
25. majakely ( 17/08/2005 12:48)
Booboo
26. chipie1 ( 17/08/2005 15:48)
eny ivato nga no fitsangatsanganana ry ravato ?:-D:-D
27. fijo ( 17/08/2005 20:31)
eny be revy kosa ko
28. kally ( 18/08/2005 07:18)
Ny ahy indray ry Fasaly fantatro ny homena sy ny tsy homena ary ny vola hampindramina hafa misy tena misy ny mamerina ka raha mba mahavonjy ve ianao? Zara aza nisy anao nanome fa ny vola hanaovan-javatra hafa koa, izaho tompony aza tsy mikitika ka nahoana no ho kitihin'ny sasany? Io ny tenanao ihany no mitondra ny fiainanao fa tsy ny olona e!
Fa io ho'a samy manana ny mahazatra azy.Hafa indray izany sakafo harivan'i Pitchou izany kah! ny anay raha mihafy sakafo hariva vary soa sy atody na vary amin'ny siramamy, raha tsy mihafy mandeha manafika restau, mihinana ara-dalàna, vary sy laoka izay tiana sy dessert.Ka mandehana mihitsy aloha mody ry Vatsimpanahy dia manofà appartement dia hitanao ilay fandehany a!
29. fijo ( 18/08/2005 20:41)
izay wa,mankanesa aloha any dia mahita azy avy eo
30. fasaly ( 19/08/2005 07:59)
f'ita wa!
31. pitchou ( 21/08/2005 16:31)
fijo> samy miafy zahay sy le pizza ko
32. fijo ( 22/08/2005 21:32)
kay le,hafa indray iny.
33. pitchou ( 22/08/2005 21:43)
fa neverin'là hoe ahoana?
34. bichette ( 23/08/2005 15:03)
za aloha samy efa nihainako daholo na tany dago na tany france fa raha aminzao fotoana zao dé aleoko france satria ny vidin'ny nike fotsiny dia ny karamako iray volana ao dago, ao france za miasa, aradalana, tsy livreur chauffeur, tsy manao baby sitting fa miasa birao ara dalana, manana "chez moi" tsy misy mpanelongelina, raha te ho any ago za dia manao economie kely dia lasa
35. bichette ( 23/08/2005 15:04)
tandremo fa ny livreur chauffeur manambola be an
36. aliotsy ( 23/08/2005 15:25)
:^)
37. fasaly ( 23/08/2005 18:10)
tsy ratsy anie rankizy izany chauffeur livreur zany e! raha nahay nitondra camionette zà d'efa nandefa c.v hihihi! aoka itsy!
ny vola no mi compte e! rehefa tsy mangalatra sy manao asa ratsy de efa izy izay fa aoka nareo ny chauffeur livreur an!
ny ahy kou ny tena tsy mahatamàna ahy ao dago de ny resaka sécurité ity ka! na mahantra na manakarena de mitaitaina ihany hoe raha foana olona ny trano de ho lasa aby ny etana ato antrano, ny mpandendaka sns tsy lazaina tsony, ny ahy ato ny trano adino ny manidy la clé azy mandritra ny alina tsy misy inona mitranga.
tsy ny vidimpiainana ihany fa toa be loatra ny olondratsy mangaltra de tsy miaina ampilaminana mintsy e!
38. fijo ( 23/08/2005 21:03)
raha manao livraison anie ka ano ny marche mahazo e.sady tsy mangalatra.
biby ngah mila nike?????
39. bichette ( 24/08/2005 08:32)
ny fanambakana sy ny halatra amin'ny fomba rehetra ao dago tena tsy lasa mihintsy.
fijo > ié
40. pitchou ( 24/08/2005 18:13)
bichette> any ko tsy latsaky ny eto ka! indrindra raha samy gasy!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1008