Ny fanavakavahana any dago
41. boalimena
(
26/08/2005 10:25)
hadinoko ry namana mpiserasera fa izaho aloha dia sady Sakalava babako neniko Bétsileo zao aloha dia tena sarotiny amin'ny maha gasy ahy,fa ilay" mokotsy"aloha angamba mbola tsy nahafantatra fa tamin'ny andron'ny Prezidà TSIRANANA dia i RESAMPA no ministre de l'interieur no Vice Président niaraka tamin'i Calvin Tsiebo soa tsy hainy le boaka Faritse Toliare i ,ary i RAKOTOVAHINY Emmanuel Premier Ministre de Zafy Albert,iha mokotsy ka mamoro vandy fa maro olo boaka amin'ny faritse tsika io no efa nitondra,vasa olobe longotsika reo ro tsy nagnenty faritse njozy,izay gasy tsy tia gasy longoko tokony hanangana "PROVINCE AUTONOME LAVITRA BE IVELANY MADAGASIKARA ANY E"
42. lidy
(
27/08/2005 10:48)
zama91:
Matetika aho maheno resaka cotiers sy merina,tsy midika ve izany hoe fanavahana tsotra izao ny merina ? satria ny merina dia foko ary ny cotiers tsy foko,ary ny ao anatiny cotiers dia misy merina.Fa raha resaka hoe hauts plateaux sy ny cotiers dia tsy hita loatra ilay fanavakavahana toy ny ataon\'ny Mokotsy ny merina
nareo ry akama aza milalao an\'izany resaka zany fa efa phase de jeu tranainy zany a. Efa nolalavintsika hatramin\'ny ela io fa tsy haiko aloa zay tombontsoa azonao mivantana t@zany.Tsy fanampenambava zany fa invitation hijery zavatra hafa.Efa mifanambady ny gasy rehetra,samy manana ny kalazany ny rehetra,samy feno ny karazana gasy iany koa ny fonja ao m/car,sa ramerina rery no tompontany na trano ao iarvo? Amiko dia tsy ny modely ho raisina no tsy hoe tsisy fa ny saina mihitsy no mbola tsi manaikilembenana.Napetrky ny frantsay tao am-pontsika ny fifanakavahana zay sika vao nomeny faleovan-tena,ny firenena afaka fa ny fisainana mbola taraiky é!indrisy
43. zama91
(
27/08/2005 13:08)
Raha toa an'i boalimena doly aloha ny cotiers tena milay be eh samy gasy,tsy hitako izay tokony hivanavakavahana,sady ilay mpanavakavaka anie tsy dia maro anisa fa ny mpanao politika very seza no tena mitanisa an'io raha vao very saosy ry le rony.
44. vale
(
11/09/2005 16:16)
Amiko manokana dia mbola mandaitra amintsika Malagasy ilay hoe"zarazarao hanjakana"!Ka tsy misy azo omena tsiny na andaniny na ny ankilany! Fa maninona kay raha mifankatia é? Angaha rehefa aty ivelan'ny m/car ny olona tsy hanontany anao avy hatrany hoe Merina ianao sa cotier fa tsy maintsy hoe MALAGASY ve ianao?... Samy Malagasy na cotier io na merina io, ka tsy hitako izay tokony hanasiana olana ny @ izany!!!
45. pitchou
(
12/09/2005 12:41)
raha zà manokana aloha d tsy mampihetsi-bolomaso ahy ny hilazana ahy hoe merina, satria ary aho merina ka! raha misy milaza ahy hoe afrikana enao d @zay aho mety handà mafy satria "continent à part" i madagasikara (hihihi! :lol:)! ary raha misy miteny ahy hoe enao côtier d tsy sosotra mihitsy aho satria ary aho tany no tezaina ahy, ary tany aho no nipetraka sy niasa kou maninn! Raha misy miteny ahy hoe nareo avy any @ sisiny any sahala @ zao, tsy problemako zany raha ohatra ka mifanandrify (raha tsy mifanandrify d ahitsiko fotsiny), raha misy olona miteny ahy hoe nareo merina ireto sahala @ zao d ahitsiko raha diso! (isika ve ohatra d mihevitra fa hitovy ny fahaizan'ny merina tsy nandia ranomasina sy ny côtier miaina miaraka @ ranomasina manjono na miandriaka? na hoe hitovy ny feon'ny Antandroy miaina @ antsa sy ny merina rehefa mihira?)
Ny tsy mety amiko d ny fampiasana ireo famaritana ireo ho fanavahana @ zavatra tsy tokony anavahana!!! rehefa gasy enao d gasy eo anatrehan'izao tontolo izao (fa tsy hoe raha misy miteny hoe "mahantra ny gasy" dia ry zareo ary na atsy izay fa tsy mbô ny any aminay)
Ny tsy mety amiko d ny fampiasana ireo famaritana ireo ho fanavahana @ zavatra tsy tokony anavahana!!! rehefa gasy enao d gasy eo anatrehan'izao tontolo izao (fa tsy hoe raha misy miteny hoe "mahantra ny gasy" dia ry zareo ary na atsy izay fa tsy mbô ny any aminay)
47. pitchou
(
02/10/2005 16:33)
ie! zà tena manavaka mihitsy ka! ahoanano hanekeko ohatra hoe lazaina aho fa bandy nefa zà sipa? ahoana no hanekeko hoe tava aho nefa gasy?
enao marina!
enao marina!