Ny fanavakavahana any dago
21. fijo
(
11/08/2005 22:19)
ny zavatra hitako tamin'ilay izy koa,dia hoatrany te hanasaraka ny sakalava sy ny merina lery,io mantsy dia efa voatsikarit'ireo mpano politika te hampiady fa ny sakalava tsy mety miady amin'ny merina mihintsy.(ara tantara io,radama sy rasalimo,radama II nandositra tany sakalava)ary ny doany sakalava,"andriandahifotsy"izay ao tsararano ambony,dia tsy inona fa merina.ka ny sakalava dia nanaja foana io firaisany tamin'ny merina io.ary tsy tantin'ny mpanao politika,izay mihezaka ny mampiady io.ny olana anefa dia izao,ireo mpanao politika ireo anie ,ka tsy any aminy no manao villa ,fa ao tana e.dia dinio amin'izay le resaka
22. Mifenty
(
12/08/2005 19:38)
tsy vao izao lero io resaka io a
Za merina de maninn??? zay ny foko niaviako de maninn.
tsy mahamenatra ahy ny manambara an"izany satria fihaviako izany.
Misy olom-bitsy mitady hanakorontana e.
Ohatra iray ity.
Raha ny teraka avy an'ny am foko hafa oatra an(Fikambanan'i terak'androy, fikambanan'i sakalava du menabe, sns sns) Tsy misy blem io.
Jereo fa anarana foko daholo ireo a
Fa raha mba manangana ny merina hoe Terak'imerina de lazaina fa manavakavaka sy mitarika adim-poko.
Zavatra tena nisy io ohatra nalaiko io nefa.
Ny fihaviana tsy azo lavina fa ny fomba fiaina azy no tokony hisy fomba fijery iraisana kle.

23. zama91
(
14/08/2005 10:19)
Azonao tsara ilay resaka ka,ilay teny hoe merina mihitsy no misy tsy mahazaka,izany anie no mahatonga ny teny hoe cotiers sy ny merina eh,mitady hi forme cohalition ry tribaliste fa tsy mety tanteraka,izany no mahatonga an'ilay hoe cotiers,de toute facon tsy cotiers sy merina ihany ny ao dago ,mbola ao foko hafa maro aty ampivoantany,fa tsy tiana lazaina
24. fijo
(
15/08/2005 22:19)
ka izay efa mahalala moa tsara,fa ny olana anie dia ireo izay mbola mora rabiana e
25. babalahy
(
16/08/2005 10:52)
Izany tsy tokony asiana olana;fa izany toe-tsaina izany ny an'olona tsy mivoatra no tsy mivelatra ka mba hialao fa mampalahelo.
29. zama91
(
20/08/2005 16:55)
Na ny merina koa za anie misy tena raciste tsy mahamenatra ny milaza izany,na dia eto amin'ny serasera izao aza dia taratra mihitsy izany,ary tena loza dia ry lerony indray no manomeha lecon
30. fijo
(
22/08/2005 22:48)
misy daholo izany na merina na ny avy any antsisiny.za lehibe tany an tsisiny,ary nizaka an'izany tokoa tany.ny olana ao mada dia izao,rehefa ny merina no maneho azy dia faotana mahafaty ,fa raha ny avy any antsisiny dia hoe mba mihoatra ry zareo.
ny marina dia mifankahala ny gasy,saingy lalodalorina le resaka.
porofo iray mibaribary,izay avy any antsohihy,dia tokony ahalala,fa ny merina raha manambady tsimihety;ka maty;dia tsy mahazo milevina miaraka amin'ny vadiny,ary ny tena loza dia na ny zanaky ry zareo aza tsymahazo milevina miaraka amin'ilay rainy.mba inona no hilazanareo an'izany??????fitiavana merina ve??????
ao antsohihy misy rano "tsy azo anaovana teny merina" fitiavana merina ve izany.ao marovoay koa misy an'io.

31. fafa
(
23/08/2005 08:46)
fijo> marina io le oe raha ny merina no manavaka de ratsy fa raha ry zareo de maivana ihany! mahagaga ô?
Zà ko lehibe tany @ sisiny de mahatsiaro tsara ny nanjo tany! reo malama loha, fetsifetsy... e! nefa zareo tonga eto Tanà tsy misy maninn, asa ze tsy hitako any aloha, fa zà miara-miasa @na côtier fa tsy maninn zany tsy misy manavaka azy ao ko!

32. pitchou
(
23/08/2005 19:27)
misy aloha ny olona mandika ny voambolana cotiers ho fanavahana, d misy ny olona mandika ny teny hoe merina ho fanavahana! misy mahamenatra angaha izany? sa raha merina ianao d tsy tokony haheno ilay teny hoe merina, na raha cotier ianao d tsy tokony haheno ilay teny hoe cotier? izay aza no fiavianao ko no nde hamorona fiaviana aiza? ny toerana hipetrahana no azo hovana!
Ny tsirairay izay mahatsiaro tena ho voahavaka raha maheno ireo angamba no tena raciste! na somary complexé!
Ny tsirairay izay mahatsiaro tena ho voahavaka raha maheno ireo angamba no tena raciste! na somary complexé!
33. fijo
(
23/08/2005 22:03)
ka le izy any amin'ny sisiny ry pitchou misy fanaratsiana an.ohatra ny merina dia lazaina amin'ny anarana fanaratsiana hoe "borizano,na rawatra,na lery"amintsika io teny tsy misy olana,fa any io midika fanaratsiana.
34. pitchou
(
24/08/2005 18:25)
fa aoka hazava fa tsy ny rehetra no manao an'izany hoy aho! fa ireo somary complexé sy tsy mahatoky ny tenany
38. babalahy
(
26/08/2005 08:02)
Nde zah hitsoaka fa matahotra aaaahhh marina mafy.:oops::oops::oops::oops:.Aza mba manao an'izany re tompoko azafady tahian Andriamanitra.Isika samy Malagasy ary tsy mifankatia ko aiza no hitiavan ny hafa atsika.Tsy fantatro? Asa ahoana?
39. boalimena
(
26/08/2005 09:53)
izaho aloha dia olona avy any amin\'ny sisiny é!fa tena nahavariana ahy ilay teny vazaha lava ben\' ilay \"tuléarien\" toa ahy! boaka Morondava hono nahoda io,le iha leiroa mahatsiaro tegnanao ho gasy mba misy fivolagana avao koay mboaka amin tsika angny longoko é!koa magnino soratsy nao io ro atao vazaha,tsy iha izao ro magnavake ty vatanao mihevitse iha fa tsy gasy, tsy soa zao longoko é! fa voa maika olo volagninao reo fa olo magnavake ro lasa miha agnabo avao reo,fa sika heverin-drozy misaigna mihemotse é!,vasa tsy hainao hiran\'i Bakoma \"nje mainty aza aho longonao avao\"izaho aloha nje Sakalava boaky Menabe dia tena mahatsiaro tena fa malagasy na aty ampita aty aza aho dia tsy mahamenatra ahy izany ary tompon\'ny Gasikara!!! foana ,koa na avy aiza fiavianao na avy aiza dia amiko tsy misy izany côtiers sy hauts plateaux izany fa rahefa gasy dia iray ary tokana,fa ny fifanavakavahana eo amin\'ny samy gasy amiko dia mampiseho fahabaniam-pisainana \"complexe\"é! azafady fa lava be é!
40. boalimena
(
26/08/2005 10:18)
hadinoko ry namana mpiserasera fa izaho aloha dia sady Sakalava babako neniko Bétsileo zao aloha dia tena sarotiny amin'ny maha gasy ahy,fa ilay" mokotsy"aloha angamba mbola tsy nahafantatra fa tamin'ny andron'ny Prezidà TSIRANANA dia i RESAMPA no ministre de l'interieur no Vice Président niaraka tamin'i Calvin Tsiebo soa tsy hainy le boaka Faritse Toliare i ,ary i RAKOTOVAHINY Emmanuel Premier Ministre de Zafy Albert,iha mokotsy ka mamoro vandy fa maro olo boaka amin'ny faritse tsika io no efa nitondra,vasa olobe longotsika reo ro tsy nagnenty faritse njozy,izay gasy tsy tia gasy longoko tokony hanangana "PROVINCE AUTONOME LAVITRA BE IVELANY MADAGASIKARA ANY E"