MAHAMENATRA NEFA TSIMAINTSY ATAO

41. deghany ( 30/08/2005 11:42)
fa iza zany TDM ato zany e?!!:-D
42. deghany ( 30/08/2005 11:44)
fa iza zany TDM ato zany e?!!:-D
43. deghany ( 30/08/2005 11:44)
fa iza zany TDM ato zany e?!!:-D
44. Veloo ( 30/08/2005 14:07)
ary ahona ary ty mandefa inn efatra ity ry deghany? tssssssssss:-D:-D
45. mandrindra ( 30/08/2005 15:31)
mety mitady TDM efatra izy !!
46. Veloo ( 30/08/2005 18:01)
:-D:-D
47. deghany ( 02/09/2005 14:33)
Samoana:

Raha tsy misy ny fahamenarana dia baranahina ny fiainana ary miletsy hatrany. Toy ny hoe ihany io resaka fohazin'i Johns io hoe: maninona ny olona no mbola miakanjo anefa efa fantatra izao ny zava-miafina ao ambanin'ireo fitafiana ireo ?!!



ok!
48. deghany ( 02/09/2005 14:35)
Veloo:

ary ahona ary ty mandefa inn efatra ity ry deghany? tssssssssss:-D:-D


lasa ho azy io!!

49. deghany ( 02/09/2005 14:37)
tsika kosa ve de hanotany @ dada na @ neny we: aona zany miray aranofo zany? na we marary v zany?
sa v inn no mety ho resahina momba an'zany?
50. Veloo ( 02/09/2005 15:56)
deghany :-D:-D:-D
51. fijo ( 04/09/2005 19:35)
degany,azo atao ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3786