MAHAMENATRA NEFA TSIMAINTSY ATAO

21. Veloo ( 10/08/2005 20:56)
dijo a may ny inn retsy? :roll:
22. fijo ( 10/08/2005 21:48)
asa ko?ndry no mahita azy ao
23. johns ( 11/08/2005 10:09)
Izao zao isika samy tsy misy menatra. Ary tena efa tsara izany. Ary araka ny tenin'i Fijo aloha dia mety marina ihany satria tsy izay rehetra mety hifanena dia hiresaka izany eh. Dia tsy hitako aloha izay ho lazaina fa dia ny ahy fahatsapana fotsiny io dia mba te hijery ny reactionareo aho.
24. Veloo ( 11/08/2005 15:16)
Johns za mbola menatsa :-D:-D:-D:-D:-D
25. fijo ( 11/08/2005 20:23)
veloo hono mody menatra
26. Veloo ( 12/08/2005 18:47)
fijo angaha mahalala ahy :twisted:
27. fijo ( 15/08/2005 21:16)
ie fantako tsara mihintsy
28. cocorie ( 17/08/2005 13:42)
ndry ve zany ry Velo le misalobokomana refa manao satria mbola menatsa =)):miam:
29. fijo ( 17/08/2005 20:22)
kay ,mba valio izany ry veloo an.
30. ravakamalala ( 19/08/2005 09:19)
NY FISAINAN NY LEHILAHY GASY no hitako hoe misy voa kely, tsy miady tokoa ny baolina rehefa io no resahina amin ny lahy sy ny vavy satria ny lehilahy gasy vao maheno vehivavy miresaka momba an io aminy , tonga dia mitsara : vehivavy "facile"; sipa jiolahimbavy, sipa henjana ty zany an!! hany izy ka tonga dia mandefa eritreritra lavitra ary fihetsika tsy mendrika. Tonga di amitady hanamboatra e! Ka aleon ny vehivavy mitandrina.
Fa ny vehivavy samy vehivavy anie rehefa miresaka an io dia mitovy aminareo lehilahy ihany e!
31. cocorie ( 22/08/2005 14:54)
sipa henjana ty zany an! in le henjana e! fa tsy ny bandy ve no mihenjana!:twisted::b^:^
32. Veloo ( 22/08/2005 17:58)
lozana mifosa ahy fotsiny no atao ato kle tssssssss:twisted::arrow::twisted:
33. fijo ( 22/08/2005 21:19)
ravakamalala an,ka izay ny gasy ko.inona marina le henjana e
34. ravakamalala ( 23/08/2005 11:29)
sipa TDM.
35. ravakamalala ( 23/08/2005 11:30)
sipa TDM.
36. ari.malala ( 23/08/2005 11:52)
misy teny hoalavaina indray ato! inona le TDM?
37. fijo ( 23/08/2005 20:34)
tonga de mikaly
38. ari.malala ( 24/08/2005 07:08)
39. fijo ( 24/08/2005 20:01)
izay no mba haiko ko
40. deghany ( 30/08/2005 11:40)
fa iza zany TDM ato zany e?!!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1428