Ny fahafatesana ve...

41. Veloo ( 30/08/2005 18:03)
ari.malala tena afa kely aky io e?
42. deghany ( 02/09/2005 14:44)
fijo:

ka lazaina fa ze be revy dia asan devoly ko.tsy aleo ve izany iny,any mba misy revy foana.


fa iza moa no tsy tia mirevy e!! fa mba saintsainina iany ny fotoana mety hiafaràny!! ehehehehehe

43. vahiny2004 ( 02/09/2005 14:57)
Efa niova ilay izy ka "Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty ..." izao no ampiasaina fa tsy ilay hoe "sitrak'Andriamanitra ..." intsony, afaka ny ahiahinao ry ari.malala @ izay
44. fijo ( 04/09/2005 19:31)
mandrindra,marina ny an'ialahy.
degany,any ampiangonana letia tsy misy revy an.olona mody miondrika sy mody hendry daholo no any.nefa ny saina te hanaraka anay ihany
45. mandrindra ( 05/09/2005 14:23)
fa angaha ny saina fotsiny lty ry fijo no te hanaraka a. Le mandritra an'ilay adiny iray ao iny ihany anie ry lerony no hoe jesosy a, jesosy ô, fa raha vao mivoaka dia hoe aiza ny revy, inn no hetsika, andao hiodina kely sns. Ao anatin'ny fiangonana aza mbola be no mifampitilitily no alehany ao ko.
46. fijo ( 07/09/2005 19:53)
izay koa dia hitako,na ntaty na tany.
taty aho nisy batisa nalehako dia mba nandeha fa hikaly avy eo.fa gaga aho,nony hafaka 20mn fa tsy nahita LHL intsony tao anaty fiangonan,dia mba lasa nivoaka koa aho,kay ry ledada isany efa manao boule daholo,eo antokontani mpiangonana.
47. mandrindra ( 08/09/2005 09:05)
ny sasany sao dia nilalao boule ary le hihihi
48. fijo ( 08/09/2005 20:20)
izay mihintsy ko
49. Herimiafina ( 09/09/2005 16:04)
Tena domaine tsy dia haiko loatra indray ny momba an'ity ry zareo fa za mbola tsy maty dia tsy haiko hoe inona no hambara.
50. fijo ( 09/09/2005 20:26)
izay mantsy;aleo manararaotra ny fiainana aloha e
51. mandrindra ( 12/09/2005 09:08)
herimiafina, ka io koa anie ny efa maty tsy afaka ny hitantara e. Aleo ny ankehitriny ihany no hangalana maminy.
52. fijo ( 15/09/2005 21:14)
izay mihintsy.ny eo atrehana aloha fa izay any,tsy mbolanisy nahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3652