Ny fahafatesana ve...

21. ari.malala ( 09/08/2005 06:20)
fijo â! sao d tsy mety ilay fomba fiteny!!! d fa maninona no hanao ratsy? :)
22. ravatorano ( 09/08/2005 13:41)
ary ilay hoe sitrapon Andriamanitra ny naka ny mpanompony ? zà tena ketraka amin ilay fomba fiteny satria Andriamanitra izany tsy haka ny mpanompony izany ka hahafaty azy............
23. fijo ( 09/08/2005 21:19)
ari malala,tsy mety ahoana?tsy azoko,
hanao ratsy amin'izay ela velona ko.
ravato,ie ny mpanompony ihany no alainy izany,fa ny sasany avelany.milay an
24. LazaRandri ( 09/08/2005 23:22)
Ari.malala,
ilay fombafitenenena aloha dia mahazendana ihany satria mifono fanandratan-tena. Mino aho fa ampahany kely dia kely amin'ny olona manoratra toy ireny no nandalina izany hoe sitrapon'Andriamanitra izany. "Ny lalako tsy mba lalanareo hoy ny Tompo, ary ny fihevitro tsy mba toy ny fihevitrareo".

Hoy ianao Ravatorano, "Andriamanitra izany tsy haka ny mpanompony izany ka hahafaty azy"
Andriamanitra dia Fiainanatsy manam-pahataperana. Tsy fiainana ara-nofo eto amin'izao tontolo izao, izay mandalo sy ho levona, fa fiainana ara-panahy. Ny fiainana sy fahafatesana resahintsika eto anefa dia ilay ara-nofo.
25. fijo ( 10/08/2005 20:05)
laza randria;ka lery izany anie ,mpitaribato vilambava e.
26. LazaRandri ( 10/08/2005 21:45)
iza? satria?
27. fijo ( 10/08/2005 21:46)
i randriamanitra ko
28. LazaRandri ( 10/08/2005 21:57)
satria?
29. fijo ( 10/08/2005 22:04)
ka hita fa izany no lazainao eo ko
30. LazaRandri ( 10/08/2005 22:51)
sao dia lasa tsy mahazo teny Malagasy indray ary aho? :)
31. lilbon ( 11/08/2005 11:10)
io njay majesty!
ny fiteny hoe sitrak'andriamanitra ny niantsoany ny malalany hody any aminy!
amintsika de refa maty ,:cry:de fahoriana izay !:cry:ary refa misy hidonam-pahoriana de ampiononona:( ,ary refa ampiononona dia ilazana fa sitrak'A/TRA
fa refa misy maty ve de atao we tsy sitrak'A/tra no nahafaty azy fa atao we maty izy fa tapitra ny androny?
sa atao we tsy misy maty tsy amy ny androny ?:evil::evil:
tsy ho enao no lazain'ny oll we mpamosavy mpamendrofendro?:-D:-D:-D
32. fijo ( 11/08/2005 20:30)
ka tsy mety kosa le fiteny ko.sitrak andriamanitra????tena mpamono olona lery izany an
33. majakely ( 22/08/2005 06:38)
ye ! zay mihitsy ,mpamono leiry!
34. ari.malala ( 22/08/2005 09:45)
:-D:-D:-D
35. fijo ( 22/08/2005 21:22)
hialao fa mpamono olona kle
36. ari.malala ( 23/08/2005 11:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. fijo ( 23/08/2005 20:35)
kozy e,aleo devoly,iny mampirevy
38. ari.malala ( 24/08/2005 07:09)
andray ty lozanao ry fijo!!! :( tsy noeritreretiko! :(
39. fijo ( 24/08/2005 20:03)
ka lazaina fa ze be revy dia asan devoly ko.tsy aleo ve izany iny,any mba misy revy foana.
40. mandrindra ( 30/08/2005 15:57)
andao lery torina any amin'ny polisy hoe mpamono olona. Amin'izay manao fikarohana ny polisy dia raha tratra i lery dia mety mino ny fisiany amin'izay aho.
Fa raha ny ankehitrio aloha dia aleo aho hanaraka andrazoky any amin'ilay toerana be revy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3442