vady mariazy
61. vivi
(
09/08/2005 22:29)
raha ny faniriana t@ voalohany aloha de ny tsy hisaraka fa rehefa tsy tanty na tsy milay ny fiarahana de tokony andinika tsara ihany satria manahirana koa anie zany miaraka aminolona tsy azokazonao izany intsony anie, nefa azo atao ny fisarahana na aiza na iiza fa ny societé no mahamety na tsy mampety azy, nefa kosa aloha raha efa misy zaza de tokony hisy fiafiana tsy maintsy atao raha zvt azo hiaretana satria mampalahelo ny ankizy , raha tsy hoe misy pb miankina @ ankizy mihitsy ny fisarahana bon courage e
62. Veloo
(
10/08/2005 18:55)
vady efa natao voady teo anatrehan'andriamanitra iny... Nefa rehefa mamono ilay bandy dia aza miafy eo fa misaraha aminy ny olana anefa sarotra be zany manao divorce zany eo @ point sentimental an tena lasa deprime mihitsy ilay kala... tsetsatsetsa tsy aritra iny eeeee.:wink:
63. booboo
(
11/08/2005 05:58)
fijo > ny vol manaiky aho fa ny viol conjugual misy dé misy kah ! Tsy haiko na mety tsy reconnu eo anatrehan'ny lalàna fotsiny fa tena misy io.
64. fijo
(
11/08/2005 21:51)
booboo,ekeko ,fa misy io en fait,(viol rehefa tsy te hanao,nefa forcena hanao)fa raha eo amin'ny tribunal io tsy ekena,raha tsy hoe naratra ilay vehivavy teo ampanaovana azy.
amin'izay nefa dia ny coup et blessure no tena ahazoana azy fa tsy viol.
amin'izay nefa dia ny coup et blessure no tena ahazoana azy fa tsy viol.
