vady mariazy

41. booboo ( 04/08/2005 10:07)
routa > inona no nanaovana ny lalàna momba ny divorce raha izany ? misy antony ao fa tsy nataotao foana io raha io

ari.malala > araka ny hevitro, tsisy oul vao hivady zany dé tonga dé ieritreritra oe rôvina re zà no hisaraka e ? Arakaraka ny fandehan'ny fiainan-dreo no hangalana zay fanapahan-kevitra zay refa heveriny fa zay no mety aminy/ amin-dreo kokoa.
42. cocorie ( 04/08/2005 13:30)
Araka ny hevitro raha ny sipa de azo solosoloina fa efa afa-po tany vao mivady donc tsy tokony sarahina raha tsy efa tratra mampirafy.
Ohatra kely e!
3. Réglez les problèmes.
Développez une façon efficace de régler les problèmes au fur et à mesure plutôt que de les laisser s'accumuler, d'attaquer l'autre ou de vouloir avoir le dessus à tout prix.

43. ari.malala ( 04/08/2005 14:54)
booboo, io le we ny hamafin'ny fon'ny olombelona aky â! fa normalement refa we hivady d hatr@ fara fofon'aina, raha amiko alo ê! d samy miezaka ny andaniny sy ny ankilany manao izay ifanarahana sy mahamafgy ilay fifankatiavana!
44. xxx ( 04/08/2005 20:17)
routa > inona no nanaovana ny lalàna momba ny divorce raha izany ? misy antony ao fa tsy nataotao foana io raha io

io no lalana stupide indrindra raha samy lalana! :-w eritrereto anie hoe na mividy fanjaitra aza ianao e ... "ny entana lafo tsy azo averina intsony" izany no hitanao eny amin'ny mpivarotra eny. Tsy miteny aho hoe misy olona namidy ao amin'ny resaka fanambadiana an, fa na ny zavatra niarahana niafy, na ny heri-tahotrao nandeha voalohany nihaona tamin'ny havan'io vadinao io (izaho aloha nitaintaina hoe hanao ahoana ary no handraisan'ny dadany ahy!), na ny ankizy ... lafo lavitra noho ny fanjaitra iray izany ...
Dia tsy azoko ry i Piff
... manontany tena ihany aloha hoe azo atao ve le izy eo anatrehan'Andriamanitra ...

raha hoe tsy mety eo anatrehan'Andriamanitra izany ny divorce dia afaka mijanona ihany? Koa inona no hisarahana raha afaka mijanona toy izany ihany ...
45. fijo ( 04/08/2005 22:23)
XXX fa ahoana no hoe lalana ratsy io?????
aty ny zavatra vidiana dia azo averina raha toa tsy miady amin'ny hilavanao azy.
ary tadidio fa ny fanambadiana anie ka "contrat"e,toa ny fifanarahana rehetra,azo ravana koa izy izany.ka aiza ny olana amin'io lalana io,sa na dia efa mijaly tsy mahazo vola sy vonoin'ny vadiny ao foana aza ny iray,dia tokony hiaritra satria izay no tian'andriamanitra????raha toa izany ny sitrapon'ilay andriamanitra dia hialao fa loza.
46. booboo ( 05/08/2005 09:13)
ari.malala > io teneninao io no tokony ho izy fa refa ny hisaraka no tiany dé afaka hanao inn ara na hanome morale 100 tonnes an-dreo ?

xxx > Tsy stupide mihitsy io lalana io. Andana manatona ireny associations mikarakara femmes battues na violées-n'ny vadiny ireny, na miresaha @ ireny vehivavy maltraitées psychologiquement ireny fa mety hiova hevitra enao oe nahafana namonjy aina sy fanahy very ary nanasazy olon-tsy vanona io lalana io !
47. vaovao ( 05/08/2005 09:22)
misy antony kosa alo ao matoa midaroka izy e! d mila manadiady woa hoe inn loatra no antony, d mbola averiko ihany fa ra ny fijangajangany no isaraha naminy tsy misy olana,ny vady hono hoy ny Ntaolo azo soloina fa ny zanaka no tsy azo saloina!
48. lilbon ( 05/08/2005 10:20)
ie!marina mintss le voalazan'i vaovao kle!
fa le misy zanaka reny aloha de refa misaraka de victime foana le zaza e!
49. fasaly ( 05/08/2005 15:42)
vaovao:
ka zany midaroka zany tsy fatao izany e!
raha any dago tsy haiko fa aty ivealny afaka toriana dia mampigatra an!
rehefa tsy mifankatia dia misaraka fotsiny zao na tian'andriamanitra na tsia, tsy ny fisarahana ihany koa anie ny fahotàna mety vitan'olombelona fa betska e! iza anefa no tsy manota!!!! izay mibebaka dia ho voavela heloka, fa tsy misy izany hoe tsy sitrapon'andriamanitra ny misaraka ka na dia tsy mety aza de forcé-na hety ao foana.
50. Veloo ( 05/08/2005 16:28)
fasaly a ie marina ilay lazainao tary ambony tary... Vitsy mihitsy zao ny manambady....
Fa raha oe momban'ny fahotana rehefa tena @ fo manontolo no mangataka fibebahina dia tena afaka eloka tokoa, ary maina mihitsy fa tsy io irery no fahotana ataon'ny olombelona mitovy doly ny fahotana rehetra eo anatrehan'Antra. ary Antra dia mamela antsika fona rehefa tena am-po ilay fangatahina> mamela 7x70 izy :wink:
51. vaovao ( 06/08/2005 04:20)
tsy azon'fasaly le lazaiko,tsy hoe manome rariny an'lery za ra miteny oe misy antony ao,tsy hoe tsiny avy @ le sipa nge no ilakony e! fa mety efa manao izy any ivelany d krizy vao maita le ao antrano,sady reny any ivelany reny nge gravy b ra amorondainga sy andangolango e!zay le izy!!!
52. fasaly ( 06/08/2005 09:48)
hay ve e! fa na izany aza tsy mety io milako io n'inona antony aky a! ny any ivelany koa anie mandangolango foana e! izay no antony mahatamàna ny iray any ivelany raha tsy mahazo angolangola ao antrano izy de voasiton'ilay any ivelany kou!
53. sipagasy ( 06/08/2005 15:44)
ka ilay ao an-trano koa izany tokony hahay handangolango raha izany kleee


mazotoa daholo e!!!
54. fasaly ( 06/08/2005 16:43)
ka izay indindra ry sipagasy a!
55. ari.malala ( 08/08/2005 07:51)
booboo, ie, refa zay alo no ao an-tsainy tsy misy azon'ny ety ivelany atao ê! :) ary marina mihintsy koa ilay we refa tena tsy zaka sy hihatra aman'aina d aleo miala fa tsy hiaritra ny mangidy ao... fa raha amiko manokana, d ny mifampiresaka ihany aloha no vahaolana fa tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahana am-pitoniana.
56. booboo ( 08/08/2005 11:16)
zay mitsy
57. vesta ( 08/08/2005 12:42)
Rehefa hanao mariazy de alana antsaina le hoe isaraka rahampintso.

Matoa mieritreritra zay anao de part interet no nanaovanao le fika fa tsy fitiavana.

Iareto ampifaliana ao fa iova fona io rahampitso, tsy misy tsy miova entin'ny fahaterana zany ry Zala
58. fasaly ( 08/08/2005 15:40)
an an an! misy ny zavatra tsy azo hiaretana ka!
ny vono ohatra, ny fanambaniana tafahoatra, ny fanalikàna, ny fitavantena sns;...
59. vaovao ( 09/08/2005 09:33)
ra mbola ts tafidtra zany d ny tsy manambady azy no mety e! ra efa tafiditra ndray d ezahina ovana aloha ny toetrany d ra tsy misy fika d barakay e! samy miala fa tsy mampijaly tena zany
60. fijo ( 09/08/2005 19:47)
booboo ,ny viol sy ny vol dia tsy miexista eo amin'ny mpivady.ny mifanohitra aza no misy,raha tsy mety manao ny vadinao,dia azonao hangatahana fisarahana izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4371