anisany ko ve nareo?
41. LazaRandri
(
11/08/2005 23:18)
hahaha! avadika hoe neken'ny mpitandrina indray izany fa tsy hoe "neken'ny lalana"? hahaha
dia inona indray no ovaovaina atao barofo amin'ny manaraka? :)
dia inona indray no ovaovaina atao barofo amin'ny manaraka? :)
43. pitchou
(
16/08/2005 17:55)
zà alou d mahita ny firenena sy ny fomba silamo ho tena tsy manaja ny maha-olona e! ary tsy hoe tsy fidiny ny nanaovany an'izany fa fananiany! koa d na inona na inona lazaina d maherisetra izany amiko! jereo fotsiny hoe olona tsy naninona azy akory d vonovonoiny, ramatoa tsy naninona azy akory d tsy olona no fahitany azy, sns