matotra amizay
41. notron
(
28/07/2005 06:57)
Izay namorona ny soratra
Hifanolorantsika ohatra
Natao ireny mba isainana
Hamenoana ny fiainana
Dia namorona tokoa
Ka nampihetsika ny fo
Fa azo izaràna soa
Nefa mamparary ny andoha
Izay mahay mampiasa azy
Indrindra fa ny vazivazy
Dia mahavita manal'azy
Tairo fa tsy misy sazy
Ny tsy mahay mirediredy
Matahotra ny hoe bedy
Dia lasa mikiredy
Ka tandrimo be gredy
N'iza n'iza hanakiana
Ny vazivazy tsy ariana
Fa manafaka ny liana
Eny hatrany am-pandrina
Ho an'izay tsy mahatanty
Ireo teny efa voaranty
Aoka izy tsy hamaky
Sao ny aretina hitaky
Suréééééééééééééééééééééé
Hifanolorantsika ohatra
Natao ireny mba isainana
Hamenoana ny fiainana
Dia namorona tokoa
Ka nampihetsika ny fo
Fa azo izaràna soa
Nefa mamparary ny andoha
Izay mahay mampiasa azy
Indrindra fa ny vazivazy
Dia mahavita manal'azy
Tairo fa tsy misy sazy
Ny tsy mahay mirediredy
Matahotra ny hoe bedy
Dia lasa mikiredy
Ka tandrimo be gredy
N'iza n'iza hanakiana
Ny vazivazy tsy ariana
Fa manafaka ny liana
Eny hatrany am-pandrina
Ho an'izay tsy mahatanty
Ireo teny efa voaranty
Aoka izy tsy hamaky
Sao ny aretina hitaky
Suréééééééééééééééééééééé
43. Veloo
(
28/07/2005 18:00)
fasaly, sasa a... misaotra eeeee hiezaka za...:wink: ny olana anie indray ilay teny tsy aiko akory dia kivy am-bohaloany aho :-D:-D:-D
45. sasa
(
29/07/2005 05:28)
notron =D=D=D kaiiiiiiiile tsy mety tonga le aingam-panahiko fa nankaiza ary
46. mandrindra
(
29/07/2005 09:33)
Nanakaiza ny aingampanahin'i sasa
Sao dia mba nisy nahita lahy
Izay mahita azy omena valisoa
Ka isika rehetra hikaroka avokoa
Dia samy hitady isika rehetra
Ny fifanampiana tsy manapetra
Izany no tena hanana namana
Hanampy tosika rehefa tsy manana
Ka izay rasasa fa dia bony courage
Fa mbola hitohy ihany ny vazivazy
Isika rehetra hanao poezy
Fa mro dia maro ireo mpaka fy
Sao dia mba nisy nahita lahy
Izay mahita azy omena valisoa
Ka isika rehetra hikaroka avokoa
Dia samy hitady isika rehetra
Ny fifanampiana tsy manapetra
Izany no tena hanana namana
Hanampy tosika rehefa tsy manana
Ka izay rasasa fa dia bony courage
Fa mbola hitohy ihany ny vazivazy
Isika rehetra hanao poezy
Fa mro dia maro ireo mpaka fy
48. sonwin
(
01/08/2005 15:34)
Dia ampitahao amin'izay ny voasoratra eto sy ny ao amin'ny dinika, loha-hevitra "Momba ny takelaka", hevitra"fandraisana anjara amin'ny dinika" nampidirin'i ftma.
Misaotra ny mpandray anjara rehetra teto an:lol:
Isika kosa kay matotra an:wink:
Ok hanjavona kely aloha fa refa vita vacance ny
"tropy solide" araka ny filazan-dry matotra azy de ho avy indray ny vazivazy. Manararaota dieny zao manoratra fa sao ho kamo indray refa tonga zahay an!!!(vazivazy nefa zany:))
Misaotra ny mpandray anjara rehetra teto an:lol:
Isika kosa kay matotra an:wink:
Ok hanjavona kely aloha fa refa vita vacance ny
"tropy solide" araka ny filazan-dry matotra azy de ho avy indray ny vazivazy. Manararaota dieny zao manoratra fa sao ho kamo indray refa tonga zahay an!!!(vazivazy nefa zany:))
49. akamatiana
(
01/08/2005 16:19)
:-w:-w any zany tratra tao kou nga lah sonwin???? mamay be le kozy waaaa=((
51. akamatiana
(
09/08/2005 08:39)
mamzelkely hita mktsy njy weee tsy mandehandeha tsy mahita rah!!:wink: zaza enjy beeeeuuuhhh !!!!
Tratra fa tsy koiii ehhh!!:-D
Tratra fa tsy koiii ehhh!!:-D