Tombatombana

1. mandrindra ( 21/07/2005 10:41)
Hitondra inona ho an'i Madagasikara, ho an'ny Malagasy ny fitsidiahana ataon'i Chirac mandritra ny roa andro?
2. nikopol ( 21/07/2005 10:46)
Mba hisy resahina mandritry ny roa andro indray aloha zay mahay mamaky gazety ,manana radio sy mahita tele.
3. sonwin ( 21/07/2005 10:56)
Hitondra laza ho an'i frantsa fa mbola azy i madagasikara fa ts mbola lasan'i amerikana sy ny alemana akory
4. bichette ( 21/07/2005 12:05)
:oops: maninn kosa nareo no tonga dia negatif be ohatran'izany, aiza moa isika no handroso ?
5. mandrindra ( 21/07/2005 12:19)
dia mba avohay ary ny hevitr'i bichette hoe hitondra inn e !
6. bichette ( 21/07/2005 12:34)
mandrindra > mba hoe connu M/car ohatra lol ...; isika gasy koa anie ka negatif be foana , rehefa misy olona mandalo any amintsika dia tonga dia hoe : haninona ao dago, olona tsy haninontsihaninona akory, tsss, inona no tadiavina ? io ve zao tsy hitrandraka ny haren'ny madagasikara fotsiny ? ilay toetsaina no resahiko an ! na tsy hitondra na inona na inona aza je suis d'accord fa ilay toe tsaina mihitsy e ! miala tsiny aloha
7. xxx ( 21/07/2005 14:29)
mandrindra:

Hitondra inona ho an'i Madagasikara, ho an'ny Malagasy ny fitsidiahana ataon'i Chirac mandritra ny roa andro?



Hitondra inona ho an'i Madagasikara, ho an'ny Malagasy ary ity sujet ity ? :^)
8. booboo ( 21/07/2005 14:37)
hitondra adi-hevitra
9. xxx ( 21/07/2005 15:11)
bichette tena marina ny teninao fa izay no tsy mampandroso ny malagasy ny toe'tsaina .
10. kally ( 21/07/2005 16:11)
F'angaha kosa dia tsy mba afaka hamoaka hevitra mihitsy fa izay mamoaka hevitra ka tsy hifanaraka ãmin'y besinimaro izany toetsaina lomorina daholo? Sao dia izay no tena tsy mampandroso e?
11. isambilokely ( 21/07/2005 17:35)
Ka ilay style n'ny mpanao gazety gasy anie io eto entin'ny mpisera io dia mazava ho azy raha lomorina tsy afaka ny handroso fa lôzana mitakoritsika be fahatany mandany andro tsy hidiram-bola. :roll:

Mbilo Iraika
:lol: Youpiiiiiiiii
12. xxx ( 21/07/2005 17:42)
Ravalomanana,Ratsiraka,Zafy albert,miara manaiky amiko ianareo fa mpitongra malagasy daholo ireo??
Fa inona foana no ataon'ireo any ivelany any e??
Tombotsohan'ny vahoaka malagasy sa ho azy irery ihany,sa manao vakansy ry zalahy? Dia rehefa tonga ry lerony dia atao fitsenana makotroka.
Izaho mba manotany tena hoe,ireo mpitondra an-tsika ireo v rehefa makany hivelany dia ataon'ny mponina any ivelany any firesaka ihany koa????(aninona aty koa io??? sns....)aza hitako:oops:
13. kally ( 21/07/2005 17:52)
Filoha gasy mankany ivelany? Toa tsy misy vahoaka mitsena izany kah!anontanio tokoa hoe zareo!?
14. zakilinina ( 21/07/2005 20:06)
Mba avelao aloha ny vahoaka hamoaka hevitra fa aza tampenam-bava toy ny tongobolo. Izay no tsy mampandroso !
15. fijo ( 22/07/2005 04:51)
marina kosa nendrazaki le.
io toa ny filoha frantsay mankany USA e.tsy misy vahoaka mitsena,nefa ny filoha US rehefa mankaty tapy mena.izay ny fifandraisaa eran tany ka dia samy mizaka azy aloha.fa misy tombony io fahatongavany any io,fa mba jereo tsara aloha
16. ravatorano ( 22/07/2005 07:39)
misy tomniny kah na dia ny vola nenttina nanarina ny tsena ao Mahajanga izay poytiki ny siklonina aza , dia ireo asa nanamboarana ny sisin ny ranomasian ka namerenana indray ny plage any.Volan ny frantsay no nanaovana an izany ka tombony ho antsika v izany sa tsia ? ? ? Eo koa ny dinika entina handaminana mahomby kokoa eo amin nyb fiaraha miasa aty amin ny nosy misy aty amin ny ranomasimbe indianina izay la reunion soloin i frantsa tena .Misy tombony amintsika v raha mila ovy sy mangahazo amin ny taonina ry zareo réinioné ?
17. bichette ( 22/07/2005 07:48)
zara aza mba misy firenena mi s'interesse amintsika dia isika indray no defetiste
18. xxx ( 22/07/2005 11:06)
=D=D
19. harotiana ( 22/07/2005 13:00)
Hita eo izay tohiny ry zareo a ! @ izay isika afaka manao com.
20. ndrena ( 23/07/2005 08:15)
Marihina fa tsy hamangy fotsiny an'i Madagasikara no nahatongavany fa misy fivoriana lehibe ihany koa izay andraisany anjara.Ka hanahirana ihany raha ilay fivoriana fotsiny no andehanany aty nefa na dia izany aza araka ny vaovao voaray dia nisy vokany ny fahatongavany teto satria nisy fiaraha-miasa vaovao indray vao natao sonia.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.076