Tombatombana

21. fijo ( 27/07/2005 22:01)
tsy lavina koa,fa amin'ny maha filoha azy,dia nijery ny tombony hoan'ny fireneny izy.rariny izany,fa mino aho,fa tsy nanaraka ambokony izay nolazainy koa ny filohantsika
22. mandrindra ( 29/07/2005 08:14)
io sahala amin'ny fiahaonana'olondroa rehetra io, mitady fiarahana aloha hitrandrahana tombotsoa iarahana, dia ambonin'izay samy mitady ny tombotsoany manokana koa ny andaniny sy ny ankilany. Ny heveriko ho tena ilaina dia ny fahaizan'ny fitondrana malagasy "manararaotra" an'iny fandalovana iny. Manararaotra hoy aho satria mangataka izao ny frantsay fa tsy mandidy ka noho izany tokony ho afaka alaina mora foana izay ilaina, ary izay ilaina ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623