Ny zava-mahadomelin'ny vahoaka

61. scorpion ( 24/07/2005 08:44)
miady hevitra amin#ny resaka mistery---
62. johns ( 25/07/2005 06:26)
Aleo ary asiako hoe FIN na TAPITRA dia any ambadika indray eh.
FIN.TAPITRA.FIN.TAPITRA
63. jentilisa ( 25/07/2005 13:28)
the end ve? =)) =)) =))
64. marozevo ( 17/08/2005 20:30)
Mbola tsy "the end" moa eh... Misy olona sasantsasany koa voan'ny zava-mahadomelina tena mahery vaika. Heveriny fa rehefa miteny an'izao sy izao, momba ny finoana izy dia ho faty ilay finoana. Adinony fotsiny eo am-pitenenana sy eo am-panoratana ny fisian'ny finoana, fa tsy manova ilay finoana enjehiny akory izany. Tsy mahavoa any amin'ny loha hevitra hafa izy, dia mamorona loha hevitra hafa indray, satria lany hery ilay mahadomelina voalohany. Rehefa lany hery indray izao ity, dia hanolotra loha hevitra hafa indray izy satria lasa zava mahadomelina ho azy ny manenjika.. dia vetaveta boribory koa iny...
Izaho mahafantatra olona iray voan'io zava-maha-domelina io : I Tsimiandravola.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08