Ny zava-mahadomelin'ny vahoaka

41. tsimiandravola ( 22/07/2005 08:30)
Hazavao amiko io teny io raha lazainao fa ilaina ny finoana. Misy ve ny finoana ilaina fa misy ny finoana zava-mahadomelina? inona no manavaka azy roa ireo.
Mazava loatra!
Misy ny finoana miankina amin'ny zavamisy,rationel
Ary misy ny finoana,toy ny an'ny Kristianisma miankina amin'ny "fiction",ary ny Kristy Jesoan'ny Kristianina dia fictif araka ny efa novakiako bantsilana hatrany.Tsy nisy mihitsy Jesoa araka ny voalazan'ny testamenta vaovao.Eritrereto fotsiny fa talohan'ny paka jiosy ka hatramin'ny nampihombona an'i Jesoa araka ny baiboly dia zava-niseho tanatin'ny fotoana fohy kely.Raha raisina sary an-tsaina fotsiny izany dia toy ny film "hyperacceleré" vao tomombana ara-potoana.Porofo izany fa sandoka io,montage des faussaires,tamin'ny siècle faharoa ka hatramin'ny faha4.
Fehiny:ny finoana Kristianina dia mitombina amin'ny "fôpla" noho izany zava-maha-domelina.
42. jentilisa ( 22/07/2005 08:36)

Inona izany ilay vainga ampidirina any amin'ny kristiana mba hampiova ny fiasan'ny taova ao anatiny?

Itony kosa fanontaniana mandany jiro ê!
Mba tokony fantarinareo kosa ra-jentilisa ny hoe allegorie mba ho interessante ny adihevitra fa raha ho lany andro hanazava aminao kosa izany hoe allegorie izany dia toa mba tsy milay ê.Aza gaga loatra raha ny ampahany no ho valian'ny olona!!

Raha atsindrona ny olona ny zava-mahadomelina moa allegorie ve izany? Miala tsiny aho fa raisiko tsirairay foana ny hevitra miposaka! ary fanoharana no dikan'izany amin'ny teny malagasy na andeha atao hoe sarinteny koa angaha!
Ny fomba fiteninareo no amboary na mody atao hoe olona samy hafa aza ianareo.

43. tsimiandravola ( 22/07/2005 08:41)
Nasiana tsilo ny tenany mba tsy ahafahany mirehareha fa izy no tena mahavita azy. Keliray no dikan'ny anarany. Izy dia taranaky ny Benjamina noho izany tsy afaka ny hiditra ao amin'ny fisoronana izay natokana ho an'ny taranaky Levy irery ihany. Noho izany nisy nanodin-doha ianao raha ny momba izay fampianarana izay. Tsarovy ihany koa fa na dia tsy Levy aza izy dia nomena fahefana matoa afaka nanenjika ny kristiana izay nitsoaka tany ivelan'i Jodea. Izay fanomezana fahefana azy izany dia tombotsoa manokana azy irery. MIdika izany fa tena nafana fo tamin'ny finoana nisy azy izy tamin'izany.

Ny loharanonao mivoaka lomotra.Tsy mino aho fa Benjamina ny tenâ Pôly,sadducéen lery ary kilemaina,dia zaouty,mpamadika palitao araka ny nolazaiko teo.Ny marimarina kokoa dia ny texte dia texte nosoratan'olon-kafa fa nomena an'i Pôly,sady nampiana no namboarina.
Ny lainga kristianina wa marivo tototra loatra.:D
44. jentilisa ( 22/07/2005 08:45)
tsimiandravola:

Diniho daholo ny fihetsiny sy ny "fanambarana" azony fa vokatry ny takaitrany,manana aretina "epilepsie"???nianjera tambony soavaly.Jambena ary tsy nahita naharitra.

Jambenan'ny fankahalana olona miaina ao anatin'ny fanantenana izy rahalahy. Ary nisokatra koa ny masony rehefa nanaiky hositranin'izay noenjehiny izy. Ny mahagaga amin'ny fanambarana dia fantany hatramin'ilayolona hanasitrana azy an! sa :-D namboamboarina :-D tokoa angaha! Efa niainako ny tahaka io. Moa voan'ny epilepsie koa e aho aminao?

45. jentilisa ( 22/07/2005 08:53)
tsimiandravola:

Misy ny finoana miankina amin'ny zavamisy,rationel
Ary misy ny finoana,toy ny an'ny Kristianisma miankina amin'ny "fiction",ary ny Kristy Jesoan'ny Kristianina dia fictif araka ny efa novakiako bantsilana hatrany.

=)) mazava dia mazava! sady zava-mahadomelina no sakafo ny finoana! sakafo izy rehefa misy fa zava-mahadomelina rehefa tsy misy. =)) zavatra misy ilay zava-mahadomelina sa zavatra tsy misy e? mba manontany tsara aho a!

46. jentilisa ( 22/07/2005 08:56)
Adinoko! zavatra tsy misy ve no atsindrona, atelina, sotroina, fohina na tsakoina? izany ve dia hampiova ny fiasan'ny taova ao anaty?
47. jentilisa ( 22/07/2005 09:02)
tsimiandravola:

Ny loharanonao mivoaka lomotra.Tsy mino aho fa Benjamina ny tenâ Pôly,sadducéen lery ary kilemaina,dia zaouty,mpamadika palitao araka ny nolazaiko teo.Ny marimarina kokoa dia ny texte dia texte nosoratan'olon-kafa fa nomena an'i Pôly,sady nampiana no namboarina.
Ny lainga kristianina wa marivo tototra loatra.:D

Izaho indray mivavaka ho anao satria tsy navela hanompaompa olona izany. Mivavaka amin'ilay "tsy misy" aho satria miha-manakaiky ilay fandresena.Amen!

48. jentilisa ( 22/07/2005 09:14)
tsimiandravola:

Eritrereto fotsiny fa talohan'ny paka jiosy ka hatramin'ny nampihombona an'i Jesoa araka ny baiboly dia zava-niseho tanatin'ny fotoana fohy kely.Raha raisina sary an-tsaina fotsiny izany dia toy ny film "hyperacceleré" vao tomombana ara-potoana.Porofo izany fa sandoka io,montage des faussaires,tamin'ny siècle faharoa ka hatramin'ny faha4.
Fehiny:ny finoana Kristianina dia mitombina amin'ny "fôpla" noho izany zava-maha-domelina.

NY pasaka jiosy dia misy isan-taona fa tsy indray mandeha akory! hazavao aminao aloha ny hevitrao aloha vao ampitaina fa manjary misaritaka be!
NOho izay fotoana fohy kely izay amin'ny tsy mpino nefa zava-nitranga lehibe nanohina ny akaiky azy izay no tsy ahatsinjovan'ny hafa ny fisian'io Jesoa "tsy misy aminao" io. Sao mba misy ary ny fiteny hoe ny adala no manenjika ny tsy misy, misambo-drivotra izy fa tsy nahazo. Hono tokoa ho'aho, misy ny rivotra sa tsy misy?

49. mpanakiana ( 22/07/2005 09:22)
Bold textTsimiandravola
50. mpanakiana ( 22/07/2005 09:38)
tsimiandravola> azafady ianao mamakafaka ny momba
ny baiboly nosoratan'olonkafa any mba fantatrao moa
ny zvtr nosoratanao momba ny atao hoe vongan-dityUnderlined text?raha tsy mahalala dia
aoka ho tonga saina fa teny tsy faseho masoandro
fa notononona @ fitenimparitra,teny nampiasaina ho an'ny olona tsy mahalala zvtr izy io kanefa kosa tena teny ratsy satria taovam-pananahan'ilay veh no lazainy ao,ka tsara2 aloha ny fitenimparitrao no fakafakaina fa tsy ny tsy hita fototra anyBold text
51. Merinaforever ( 22/07/2005 09:42)
Raha izaho aloha ianareo ajanona kely ity resakareo ity fa tsy interessant mihitsy,tena dialogue des sourds fotsiny:-D.
Ny fahitàko azy izao dia misy ny accusateur=i Tsimiandravola,
ary misy ny accusé,dia ny Christianisme.Ka izay miaro ny Christianisme dia tokony handray tsirairay ny argument n'ny accusateur ka hamaly izany.
Amin'izay interessant ilay resaka,fa raha ohatr'izao no mitohy dia tsy hisy hamaky akory ianareo:°)
52. velonantoandro ( 22/07/2005 09:53)
Amiko indray dia i Ra-tsimindrambola no tokony tsy hiteny intsony.Satria ny fahitako azy an,dia mazava ny taktikan'i Jentilisa.Resaka sivana amin'ny alalan'ny "débordement".Ny interet mantsy samy manana ny azy izy roa tonta.
Kanefa izao indray nefa ra-Tsimidravola:tsy dakaoro aminao mihitsy aho ny hanozongozonanao ny finoan'ny olona na dia misy fahamarinany aza ny teninao.Ny olona anie mba mila tehina na izany aza ê!
53. rainisalama ( 22/07/2005 10:15)
'ty no tena tsra ê:
spécialiste de travail sur photo:
Monsieur Salali untilise le pouvoir des entités mystérieuses de ses ancêtres pour résoudre tous vos problèmes à propos de vos sommeils,amoour durable,retour d'affection,Désanvoutement,fidelité examen,concours permis,rendu de jugement en ta faveur...
resultat rapide et payement après résultat garanti à 100%.
Consultation 30 Euros
facilité de payement=))
54. xxx ( 22/07/2005 11:27)
'zay le maha intolerant ny Kristianina,aiza ve de hoe tsy tokony hiteny intsony i tsimianfravolo!:D
55. jentilisa ( 22/07/2005 12:58)
Tsy izaho kosa aloha no niteny izany e!
56. johns ( 22/07/2005 13:07)
Tsimiandravola:
Dia amiko izany azon'ny fahadomelinana antsoina hoe finoana ny Kristianina dia efa tsy mitady intsony

Dia ahoana indray ilay définition nomen'ingahy tam voalohany hoe
famerenana indray ny fandraisana azy

Sa ve rehefa mivavaka dia hoe "Aza atao maty izahay" isaky ny mivavaka izao. Tsy izaho aloha izany eh.
Ary raha ny fahafatesana koa anie amintsika tsy mitovy mihitsy eh. Amin-gah 1 ny fahafatesana ny anay anakiroa.
1. Ny fahafatesana atahoran'ingahy
2. Ny fahafatesana tsy fantatr'ingahy
izay tsy ho hazavaiko fa lava loatra fa aleo ho an'ny sasany.
Ary rehefa mandinika ireto valin-tenin'ise eto ambany ireto anie aho dia toa tsy misy valinteny tohanana ireo hevitra maro samihafa fa toa tonga dia non fotsiny eh.
Nefa efa hoe tsy voatery hanaraka isika eto.
57. cocorie ( 22/07/2005 13:31)
Ianao koa otsan'ny mankaleo be fôna razoky be :b:b:b
58. sonwin ( 23/07/2005 18:00)
hatreto aloha dia i jentilisa no mahery:lol:
59. scorpion ( 24/07/2005 08:34)
Mahagaga ianareo miady hevitra lalina amin'io resaka io.
Samia mizotra amin'ny lalana mahasoa sy mampety azy.
60. Mifenty ( 24/07/2005 08:36)


sao mba misy te hanoratra boky momba an'io kosa aza ry zalah reto le;

people's opium hihihi

aza de mi zap site loatra kosa fa manjary tsy hay tsony ny manavaka ny vary am tsiparifary kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3199