eny sa tsy
41. mandrindra
(
26/07/2005 08:47)
koa raha izany anie ry poupounesana no arahina dia hiafara amin'ny compte rendu complet isaky ny hariva ny tantara e.
43. eh
(
26/07/2005 11:28)
tokony tsisy olana izany ê! ka namany izany raha afeniny d tsy tokony ho fantatro izany fa tsisy olana fa madio ny saiko, maniry koa aho ho ohatran'izay koa no handraisany azy
45. xxx
(
28/07/2005 10:30)
et bien oui, donc pourquoi cacher? Il vaut mieux dire comme ça lorsque le jour de l'enquête arrive, l'affaire sera vite résolu!!!!!!!
46. fijo
(
28/07/2005 21:48)
iza izao ianao manao xio???
dia maninona no tsy sahy miseo?
ary tsy mahay teny gasy ngah?
maninona no miafina?
dia maninona no tsy sahy miseo?
ary tsy mahay teny gasy ngah?
maninona no miafina?
47. ari.malala
(
29/07/2005 06:51)
xxx> takelaka natao ho teny gasy no ifaneraserana, fanajana angamba ny hoe miteny gasy rehefa miteny gasy ny olona miteny...
Aleo wa ny olona hanana ny fahalalahany! inona ary no anaovana ankety @ izany!!! olombelona anie izy fa tsy sanatria zavatra tsy manana aina ko nde hofefena ê! :) sady talohan'ilay fiarahana dia nanana ny fiainany izy donky tokony hitohy ny fiainany fa tsy we satria miaraka aminao izy d hijanona ny fiainany hatr'izay!
Aleo wa ny olona hanana ny fahalalahany! inona ary no anaovana ankety @ izany!!! olombelona anie izy fa tsy sanatria zavatra tsy manana aina ko nde hofefena ê! :) sady talohan'ilay fiarahana dia nanana ny fiainany izy donky tokony hitohy ny fiainany fa tsy we satria miaraka aminao izy d hijanona ny fiainany hatr'izay!
49. vaovao
(
30/07/2005 04:22)
jereo ihany koa aloha ny toetran'le ataony hoe namany d fantaro @ io ny toetran'ny anao e! d hainao eo hoe ahoana marina le izy! ny mpnamana tsy mianamana foana fa misy saina mitovy sy toetra mitovy ao matoa mahay mifanaraka b!io le hoe ampahafantaro ahy ny namanao d ho fantatro ny toetranao!!
50. anja2000
(
30/07/2005 04:53)
In ary no olana marina, tsy te hitantara fotsiny fa tsy hoe manafina.Ilaina foana ny intimité ambadika e8O:^)
51. fijo
(
03/08/2005 21:51)
vaovao,tsy mitombona io.ny akamako mpidaina ny ankamaroany,;nefa za tsy mahatanty sigara akory.