eny sa tsy

21. harotiana ( 21/07/2005 10:12)
rehefa mazava tsara ange ny resaka tsy tokony misy olana e!!
22. mamzelkely ( 21/07/2005 10:33)
raha tena mpinamana marina tsy hitako kosa alo zay anafenana azy am le olo-tinao e!!!! matoa kosa iny afenina misy zvt tsy mazava ao.... tokony ho mailooooo...:°)
23. sonwin ( 21/07/2005 11:20)
aiza zany mamzel a:°), aleo kosa ny ankilany hanana namany manokana any fa ts olana zany.Toi zao mahazo manana namana manokana:wink:
24. harotiana ( 21/07/2005 11:39)
Matoa afenina dia tsy mazava.Misy zavatra hafa ao am-badika ao...
25. cocorie ( 21/07/2005 11:41)
ny ahy kosa aloh nareo kofy boay namako ato @ serasera tsy ho lazaiko ny vadiko fa mba intimiténtsika e! de diso ve za zany! tsy misy mifandray ratsam-batana amiko akory fa resaka fotsiny ve de tokony ahalasa saina hihihih!
26. booboo ( 21/07/2005 11:49)
refa tsy ny ratsam-batana hum-hum no mifandray virtoaly, tsy olana aminà. Ny ankoatra izay na mananihany na kilalao : pas de pitié, pas de quartier!
27. harotiana ( 21/07/2005 12:05)
Marina fa samy manana ny intimité ny mpivady, fa amiko rehefa madio ny ao an-tsaina maninona no afenina @ mivady dia tsy misy mifanafona izany.
28. kosoa ( 21/07/2005 12:29)
hafahafa ihany zany hafenina izany an!
29. mandrindra ( 21/07/2005 12:31)
Ilay izy tsy voatery hoe afenina anie e. Afenina izany zavatra hita mibaribary fa takonana. Fa mety hoe tsy tiana ho tantaraina fotsiny. Ianareo ireo ve dia mitantara 100% izay nataonareo rehetra. Izay hitanareo fa ilaina fantatry ny ankilany ihany no tantarainareo.
30. isrine ( 21/07/2005 14:18)
vehivavy za ary tsy mba mpanafina mihitsy ny hoe namako, fa ny lehilahy mihitsy no tsy mino hoe: de mpinamana tsotra tokoa ve izahay. de ahoaan ary no ho atao e?
ohatry ny hoe hafahafa @ lehilahy izany maheno fa manana namana lehilahy ny vehivavy 1.
31. mandrindra ( 21/07/2005 15:15)
izaho lehilahy ary tsy olana amiko mihitsy ny fananan'ny vehivay namana lehilahy. Ary mbola averiko indray hoe rehefa namana dia namana, tsy ny fivaviny na ny filahiny no hisafidianana namana fa ny toetsainy.
32. fijo ( 21/07/2005 22:04)
cocorie ,ngah ndry efa ??kay?????
33. isrine ( 22/07/2005 12:45)
mandrindra: de mitovy hevitra isika.
34. cocorie ( 22/07/2005 14:38)
Diso fanantenana angaha se? raha efa ??? efa hoe tsy lazalazaiko an'azy elà ry fijo a!
35. sonwin ( 23/07/2005 17:52)
cocorico:)
36. isrine ( 24/07/2005 08:44)
swwwinnnnnnnnnnnnn............ :twisted:
37. scorpion ( 24/07/2005 08:51)
:roll:
38. lilbon ( 25/07/2005 06:04)
kay kay kay !
sao de fetsy kle !?:?::roll:8O
zany ve tsy film le ?
mody we namako be !
za aloha rehefa tratra de lazaiko we namana fotsiny e!:twisted:
tssssssssss,aza miresaka eo daholo e,?lainga be wa zany!:twisted:
io misy saka de io misy tsonjo o^!de we miambina le tsonjo ve le saka
39. ari.malala ( 25/07/2005 11:27)
krust:

ekenareo ve raha ny vadinareo na ny sipanareo manana namana particulier fa tsy commun?.zany hoe ny vavy ny namany lehilahy & vis versa.



eny ekena satria olombelona toa ahy izy afaka manana ny fiainany manokana. Tsy sanatria fananako izy akory ko ndeha hasiako barrage ny momba anazy, ary tsy fahaiza miaina amiko ny miditra b loatra @ fiainann'ny olona. Tsy resaka afenina fa refa tsy tantarainy ahy d mangina ah ko! tsiambaratelony azy manokana izany ary tsy ilaina ny fahafantarako azy matoa tsy lazainy ahy, dia toy izay koa no tokonyhataony amiko.
40. poupounesana ( 25/07/2005 17:23)
inn moa ny olana raha manana namana? za aza mba manana. Fa ny fihtsika kosa anie misy dikany daolo eh! matoa mitazona ny fisian'izany namana izany ho tsiambaratelo d misy antony foana ao (na tsy avy @nao na avy @ ilay namana afenina) ary mety hitarika tsy fahatokisana hoan'ilay vady na ilay sipa raha mitohy2 zany fanafenana izany!
zvt mety hitranga, miantso ohatra ilay namana, inn no havalinao raha hanontany ny vadinao hoe iza zany? d ataonao hoe ahoana? "namako fotsiny!" fa namanao iza? d rah tsy miteny eo enao d tsy ho hafahafa ihany v ry reto? amiko alou tsy mazava eh!
ohatra iray fotsiny zany fa mbola misy cas mety hitranga hafa!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635