fantatrao ve ny olona tia anao?
41. fasaly
(
19/07/2005 06:18)
samy misy tena mpahay aza dooly na sipa na bandy e! samy mailo sooly fa aza matory andro
43. harotiana
(
19/07/2005 12:50)
L'amour se vit au jour le jour, tsy afaka hanaovana calcul, sa ahoana ry zareo?
44. tsikabija
(
19/07/2005 14:24)
ahoana koa ny hevitrareo @ mpifankatia mifamona miady lava nefa tsy misaraka ? sao dia ireny no tena fitiavana marina ,olona tia:?:
45. fijo
(
19/07/2005 21:26)
ka ny fitiavana hono toa ny fantsika sy marto.arakaraky ny hifampikapohany no hilentehany
48. mampatsiahy
(
28/07/2005 22:33)
Fantatro ny olona tia ahy . Ka arakaraka ny fomba firesany amiko sy ny fahazotoany manoratra aty amiko na dia tsy mbola tsy nifankahita aza . Dia ahoana tokoa moa raha sedra mifankahita ? Angamba tena a! a!a!.
49. piff
(
02/08/2005 14:16)
ny olona refa tsy tia anao ka mody miteny hoe tia de fantatra fona eh! izany fitiavana zany tsy azo afenina zany, fa ra ohatra le ray mahatsapa hoe tsy tiana ka tsy miteny de izy zany no te hiaritra ao
51. texam
(
01/09/2005 12:09)
mbola hiseho eo aminao izy de ho voavaly ny fanontanianao!na de efa manana olon'tiana aza enao de tsarovy aho refa miantra aminao le izy!