fantatrao ve ny olona tia anao?

1. conny ( 14/07/2005 20:25)

Mahagaga ahy izy io matetika satria misy olona miteny mihintsy fa hoe: tia azy hono ilay sipa nefa ,mbola tsy misy fifamatorana sy fizahan-toetra akaiky akory teo @ izy roa fa andro iray nifanojoan-dreo dia efa nahafantarany sahady fa hoe tia azy honoilay namany. Lasa ihany ny eritreritro hoe fandrosoana ve sa efa malaky mifankatia ny olona @ izao fotoana izao.
novalian'i texam ny 01/09/2005 12:09
2. sonwin ( 14/07/2005 20:57)
Ny fitiavana r'ise tsy misy formule zany a. ka tsy maintsy hoe izao sy izao, fa mety hitsiry amin'ny fotoana rehetra...misy aza olona vao hita fotsiny dia tiana...misy efa nifanerasera 10 taona vao lasa tiana.Tsy misy hifandraisany amin'ny fandrosoana izany na kely aza.
3. fijo ( 14/07/2005 21:23)
sonwin =D=D=D;marina tanteraka.
4. booboo ( 14/07/2005 22:00)
5. fijo ( 14/07/2005 22:05)
hay booboo koa
6. lilbon ( 15/07/2005 04:27)
miombon-kevitra tanteraka @sonwin!=D==D
7. HeryLo ( 15/07/2005 04:59)
Misy effet ihany kosa aloha ny fandrosona eh !!
raha mijery nareo @ zao dia vo 14 aty dago dia efa mahay manao fitiavana tsara mihintsy. Ary taiza no nahita zany ary hoz nareo ????????????
8. ralench ( 15/07/2005 06:30)
[quote=conny]

Azo fantarina ihany izany e!Ny fihetsika ,ny fijery ary ny tsindrimandry ananano @olona matetika tsy mandainga.Saingy ny olana mipetraka dia hoe,ny olona heverinao tia anao androany ve mety aharitra aminao?
Ary raha miova ny fihetsiny aminao,tsy toy ny taloha dia afaka miteny ve ianao fa tsy tiany intsony.Tsisy formule izany e!
9. fasaly ( 15/07/2005 07:08)
ka zay ngamba lay coup de foudre reciprok kou!
10. fafa ( 15/07/2005 09:05)
zà mahafantatra8O
11. pika ( 15/07/2005 09:20)
ekena daholo e
ny fitiavana tsy azo amboamboarina izany fa mety ho 1s aza dia ohatra izay e......
12. mamzelkely ( 15/07/2005 09:51)
marina d$ôly zany e!!:°)
13. ari.malala ( 15/07/2005 11:19)
miombon-kevitra tanteraka @ sw
14. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:35)
conny:


... sa efa malaky mifankatia ny olona @ izao fotoana izao.



malaky mifankatia dia malaky misaraka, manararaotra ny fiainana é!
15. rtafika ( 15/07/2005 13:44)
Ny tia de afaka manome fa tsy manantena foana ny avy aminao, sady mahafoy ny tenany ihany koa(l)
16. cocorie ( 15/07/2005 14:07)
Izay le fitiavana e! :wink:de avy eo :D de :-* de :* de :snif: de farany=(( de ohatsan'izay foana no miveriberina fa miha moderina
17. sonwin ( 15/07/2005 14:27)
zany an
18. xxx ( 15/07/2005 14:41)
Tena marina io ry zareo,fa tena malaky rava koa:(
19. zefalah ( 15/07/2005 14:43)
mora ainao fona zany olona tianao zany.
ary zany tsy votery ho tanisaina eto.
satria zavatra miafina @ olom-belona.
itanao ve ny sainao? ainao ve hoe enao misy fanahy sa tsisy? toy izany koa ny fitiavana.
tsy voavofy fa misy avetrany..refa itanao le sipa de enoy ny fitepony fonao de ho ainao fa tianao izy.
toi zany koa enao..jereo ny fietsika ataony aminao.
de ho ainao fa tianao izy..na metraravelatsy aza.
mbola ho ainao fona zany any aorina any.
8-)
fa de tsy aiko alo e..mety diso ko zany ko.
20. cocorie ( 15/07/2005 14:59)
zefalah a! Midobodoboka be zany foko zany fa tia anao angamba de te hampirafy anao ihany koa anefa. fantatrao ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1142