fantatrao ve ny olona tia anao?

21. sonwin ( 15/07/2005 16:40)
:-D:-D
22. poupounesana ( 16/07/2005 06:17)
sonwin, tena manaiky ny teninao tery ambony tery aho eh! mahay le zalah ty ah!
tsy misy formule io fitiavana io, fa rehefa midoboka izay ny fo d efa ao zay e (na oll vao hita vao teo io na oll efa fantatra efa firy taona)! @iny vao midoboka iny aloha mety mbola tsy sura hoe tena tia ah, andro vitsy2 aty aorina vao tena miseho mibaribary hoe hay kay tena tiako i anona na i anona!
23. mozart ( 16/07/2005 10:20)
tonga de fantatra ve hoe tia anao le olona? ary raha mamitaka ny fihetsika ivelany de ahoana,,
Bold text
24. fasaly ( 16/07/2005 16:59)
an an an! fihetsika ivelany de efa hahafantarana azy hoe tia raha tena tia le olona ka! zà efa nahita mantsy
25. poupounesana ( 16/07/2005 17:34)
zay mitsy fasaly ah! marina b mitsy dtantarao alou eh:wink:
26. britney ( 16/07/2005 17:49)
hihihi!
mba top secret-ko io e! sa ve lazaiko?menatsa be eo zà ko!:oops:::oops::oops::oops:
27. jody ( 17/07/2005 14:11)
saro-baliana lay fanontaniana satria na mpivady efa amam-polo taona nivadiana aza tsy mnbola tsy mifankafantatra tsara!
28. akamatiana ( 17/07/2005 15:48)
zay le fitiavana kle (l) de refa elaela d=(( de ze tsy matanty de:snif:
29. Lov ( 17/07/2005 18:24)
Kozy raha mba azoko tsara le fanontaniana. Fantatrao ve ny olona tia anao ? Io an' koa zao no fahazahoako le izy kle. Sa hoe < Fantatrao ve ny olona iray hoe tia anao>. Very ny vatatenanay sy ny fitoeran-tsatrokay.:oops:
30. fasaly ( 17/07/2005 18:54)
zay koa no fahafantarako azy ry lov a! ny olona tia anao nefa mbola tsy mifankahalala aminao akory
31. ft ( 17/07/2005 19:06)
euhhhhh!!
32. sonwin ( 17/07/2005 19:26)
fiainana daholo zany
33. akamatiana ( 17/07/2005 19:55)
:roll::roll:
34. lilbon ( 18/07/2005 13:10)
io njay efa moderne e!
enjehina daholo am zao fotoana nybzava-drehtra na ny fitiavana aza !(l)
ny fiainana zao tsy azo atao monotone be zany fa sao lasa adala eo!
tia de tiavina haingana fa ny fotoana tsiss firy
leo de misaraka haingana fa sao antitra eo nefa tsy ahitana tombo-tsoa !
35. sonwin ( 18/07/2005 20:24)
in dolo zany klé
36. akamatiana ( 18/07/2005 20:54)
lilbon :wink: ahitana tombotsoa kouuuu:-P
37. fijo ( 18/07/2005 21:46)
poupou an de za izany ahoan?
38. mishou ( 18/07/2005 21:53)
conny> za aho vao niditra ato fa za aza misy manoratra fa hikaoty ahy hono izy de mahazo antoka hono izy fa hahazo ahy fa izay tsy hitako any @ kôfy rehetra hono de ho hitako ao aminy, fa tapa-tsinay aho isaky ny manoratra lery fa lazaiko izy fa atomboy ary ny fikaotinao fa tsy hitako ihany izay lohany sy fitombenany hatr@ izao :-D:-D:-D:-P
39. tsikabija ( 18/07/2005 22:22)
le fitiavana anie indraindray azo atao hoe kilalao e!satria mahafaly ny sasany nymilalao fitiavan'olona:raha hitany ianao potika aminy d mody tara be aminao koa izy hijereny izay tena fihetsikao d raha hitany ianao tafarotsaka lalina d impodianany (itsoahany)@zay ^:^d =((
Mbà mailo ihany ry zalah sy zavavy a!f'aza miseho hahalala ny olona hoe tena tia anao,sao :snif:farany
40. akamatiana ( 19/07/2005 03:08)
tsikajiba moramora iany toi klou:-$:-$:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8494