Nampirafy
42. fijo
(
28/07/2005 22:03)
izay aloha tsy azo atao ambany mihintsy e.raha variana midribla fotsiny nefa tsy hamono bol mety gravy ka
43. mandrindra
(
29/07/2005 09:48)
sahala amin'ny mpihaza ihany io e, rehefa tsy mifahana ny basy dia tsy mahatifitra.
49. deghany
(
19/08/2005 11:39)
avy nampirafy izy?=))
de tany avy nangeren'ny olona zany no nde hanaovana "roulady"??????
ôtsan'tsy azo andeferany io lafiny ray io klé!!
fa ra za no mapirafy tsy koua!! =))=))=)):@

50. majakely
(
19/08/2005 11:56)
Raha indray mandeh no nanaovany hadisoana ; mety hoe tsy de .... ,ka mety hamela azy aho raha mifona izy!!satria mety ho mafy be loatra ny fankam-panahy nahazo azy tamin'io fotoana io!
Fa kosa raha fanahiniana tsotra izao kosa ilay izy satria mahafinaritra ny mampirafy dia toa tsy rariny ka!asa aloha e!

52. monito
(
24/08/2005 13:39)
Ny ahy aloha dia toy izao no fahitako azy :
- Raha sipa dia mamela heloka aho
- Fa raha vady kosa dia tsy misy adihevitra fa dia izay no vita satria ny vehivavy rehefa manao sipa matetika dia fitiavana no mibaiko azy koa tsy hirona aminao instony izy. Ny lehilahy manao sipa matetika dia andrakandrana ny azy na sendra hoe besoin mandalo fotsiny.