Nampirafy

21. fasaly ( 14/07/2005 06:44)
ainaheri:
zà rehefa mamaly faty de soulager ka, fa raha mifamerina aorianan'izay de tsara, raha tsy mety tsony ny fiaraha de zay vo tena vita tanteraka, tsy nenina.
22. ainaheri ( 14/07/2005 07:55)
Ny ahy ndray refa nanao an'zay izy ampy
hatreo ny sitrapony fa tsy misy hatokisako azy
intsony. Tsy matiko lolo otran'ny kafena roapolo
hoy ny fitenenana zay:@
23. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:20)
zany an
24. ari.malala ( 14/07/2005 11:51)
raha toa ka tena tiako ilay olona dia ny mitsodrano azy hahita izay hahasambatra azy no hataok oary miala mora aho, fa matoa mahavita mampirafy izany efa tsy tia izany! dia misaraka izany! famelana ngeza be mintsy zany we misodrano izany!
25. pitchou ( 14/07/2005 12:05)
soa fa nisy ilay voambolana hoe"fisarahana", "divorce"! hihihi
26. jhouhlambout ( 14/07/2005 13:17)
:-D
27. sonwin ( 14/07/2005 14:35)
28. fijo ( 14/07/2005 22:16)
ka mety tia anie fa sendra ny tataka e
29. Pseudo ( 15/07/2005 00:58)
ie le tataka kely mahavery jery f'aza tsiny re reoul ô!
30. fijo ( 18/07/2005 22:41)
izay mantsy anie e.
tataka sy maimbo kely
nefa tsy laitra fa maha te hi.
31. pitchou ( 19/07/2005 11:41)
ko raha tsy tany vao nahita an'zany ko! izay le tsy mety!
32. fijo ( 19/07/2005 21:45)
inona le tsy mety ry pitchou
33. naritsimba ( 21/07/2005 08:41)
Aza saro-piaro dia tsy olana io eeeee
34. soleil ( 21/07/2005 15:31)


ny olona rehetra anie mandainga daholo e , dia azonareo antoka ve fa ny olon-tianareo dia tena fidèle sy tsy maano izany mihitsy ? io marary ana-doha eo izay lany andro hieritreritra an'izany , rehefa mampiseho fitiavana anao izy dia efa ampy izay , na mpisipa io na efa mpivady , raha mpivady ary ka misy izany dia haninona hisaraka sa mba handeha hanaraka ny ataony koa ?

Olombelona mety solafaka daholo ary samy manana ny otany avy ka rehefa nitsotra izy fa tsy hamerina dia izay , aiza moa no anaporofoanao fa mbola hanao izy na tsia , na koa ny olona miaraka aminao atao hoe vadibenao io koa dia tsy hanao izany mihitsy ?

ny hoe mamela heloka eny ihany fa ny zava-dehibe koa rehefa nanaiky ny hiova izy , ny hoe hisaraka isak'izay misy hadisoana izao ve dia ho aiza lany zara eo ny hiafarany ? misy koa anie mitsapa toetran'n vehivavy hoe hatraiza e ? mila fandeferana sy firesahana daholo ny fitiavana
35. fijo ( 21/07/2005 22:13)
marina izany ramasoandro an
36. mamzelkely ( 22/07/2005 10:29)
ra za manokana alo ra tena tiko le olona de mety mi-pardonner ihany za!!! satri izy tena tiko de miady ho azy za mba azaoako azy!!!!:°)
37. sipagasy ( 26/07/2005 09:17)
jhouhlambout:

L'histoire: Nitsotra taminao ilay olona miaraka aminao hoe: nampirafy anao izy nandritra ny andro vitsivitsy, ka nifona taminao izy fa tsy hamerina intsony.
Dia inona ary ny fanapahan-kevitra ho raisinao, raha toa ka tena tianao ilay olona?



mmhhhh amiko ny "coucherie" tsy olana fa ny sentiment no tena ilaiko, samy olombelona mety solafaka avy isika. Hoy koa ny baiboly hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany....
38. sipagasy ( 26/07/2005 09:20)
mpanakiana:

asaivo mampirafy ny sipan'elà d asaivo mifona d raiso
ndray ra zakan'elà zany,tsy misy mahazaka zany fa vavany fotsiny nama,asa efa nampisotroiny ny ranony sy ny ventiny angamba knou....^:^



wadray ahoana izany fomba fisainanao izany e!!!????? enao ngamba tsy mbola diso teto an-tany annnn mmhhh mahalasa fisainana tssssssssssss
39. fijo ( 27/07/2005 21:37)
sipa gasy,izay anie wa e.io anie na midribla ary aza ,ny sainao any amin'ilay tena goal foana e.
40. sipagasy ( 28/07/2005 07:59)
tena manamafy ny hevitr'i mr fijo aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6275