Foule eclaire ? zava-mahagaga

41. fijo ( 03/08/2005 20:41)
tsy ny hevitra no hitatra fa ny kibo ko
42. pitchou ( 06/08/2005 09:39)
ka efa we "otran'ny tselatra, otran'ny tsy teo" ko
43. fijo ( 09/08/2005 21:26)
izany ve tsy hanahirana?
44. HeryLo ( 10/08/2005 08:39)
Rehefa atao io tsy manahirana eh !!
parole de HeryLo!!
45. fijo ( 10/08/2005 20:22)
hi hi hi hoavy e
46. pitchou ( 11/08/2005 10:03)
eny e! ho avy enao saingy tandremo sao d rehefa hoe lasa daholo d mbola mijanona eo @ masikita
47. fijo ( 11/08/2005 20:39)
ka io indray arakarany ka
48. HeryLo ( 12/08/2005 05:32)
Taperina ka! aleo tsy misy mikjanona zany ka.
49. pitchou ( 16/08/2005 17:46)
ehe! raha izany no fandehany d aleo manao masikita eclair fa tsy foule éclair zany!
50. fijo ( 16/08/2005 21:06)
dia tsy ampy indray kle
51. cocorie ( 17/08/2005 14:06)
masikitan'alika anie ry fijo ny eo e! za alo tsy ihinana fa hanao foule éclaire fotsiny e! raiketo ranga le izy a!
52. pitchou ( 17/08/2005 18:33)
iza ndray zao lazain'i cocorie fa alika zao klou e?
53. fijo ( 17/08/2005 20:26)
cocorie an,ny ahy na alika aza raha tsara hoaniko ihany ka.kaly aby io ko
54. cocorie ( 18/08/2005 12:46)
Beurk be elà zany; tsa mba hanoroka an'elà za raha mahita an'elà fa minakinampoana.Rahoviana ihany aza le fotoanantsika mianakavy ami le foule eclaire e!
55. fijo ( 18/08/2005 20:33)
amin'ny herintaona e.fa ny antsika tsy vetivety izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7122