Foule eclaire ? zava-mahagaga

21. pitchou ( 13/07/2005 08:05)
aleo aza tairina e!
@ zoma hariva ery @ zaridaina hotel de ville taloha eo anoloan'ny mpanao masikita!
22. fijo ( 13/07/2005 20:34)
pitchou,masikita hummmmm tsy ahita ahy ianareo raha izay
23. sonwin ( 13/07/2005 22:53)
24. pitchou ( 14/07/2005 11:32)
f'angah elà tsy tia masikita sy zoma mafinaritra ndray?
25. fijo ( 14/07/2005 21:07)
ka raha eo no fotoan dia eo aho dia vita ko.iza intsony no hiala eo
26. HeryLo ( 15/07/2005 05:01)
Kally > Aiza no hafantarany ny mailn'olna na telephone raha tsy mifankafantatra ry zareo klé ??
27. fijo ( 18/07/2005 21:12)
????????:?:
28. pitchou ( 19/07/2005 10:32)
ka mety resaka sahala @zao ataontsika zao ihany ange e! d otran'ny rehefa mifamotoana ny namana, misy tsy mahafantatra na iza na iza fa satria namana dia tonga @ ilay fotoana!
fijo> ahoana elà no ijanona eo, ko rehefa hoe samy mandeha d samy mande ko! fa tsy hankitaona masikitan'olona eo an
29. fijo ( 19/07/2005 20:44)
ka za rehefa voky dia aleoko matory ko
30. HeryLo ( 21/07/2005 06:50)
hihihihihihi !! mareo kou mahita zavatra klé!!
31. kally ( 21/07/2005 08:00)
HeryLo:

Kally > Aiza no hafantarany ny mailn'olna na telephone raha tsy mifankafantatra ry zareo klé ??


HeryLo izao tsy mahafantatra ahy akory nefa mifampiresaka isika, dia ohatr'izay koa, dia avy eo mifanome hetsika dia izay ilay izy e!


32. fijo ( 21/07/2005 21:35)
ndao ihetsika ary e
33. HeryLo ( 25/07/2005 05:46)
Fijo > ndao ihetsika ary e
Aiza ary no hanao isika eh !!
Tairo nareo tonga aty dago dia lasa !!!

34. fijo ( 26/07/2005 04:58)
hoay izahay ka,ary rehefa any dia hietsika be mihintsy.
35. HeryLo ( 29/07/2005 05:12)
Tonga ndray ary dia hita eo eh !!!!
36. HeryLo ( 30/07/2005 05:22)
Ndao kou mba hanao toy izany tsika klé !! sa ahona letsy zalah sy zavavy ???
37. fijo ( 01/08/2005 22:18)
avy dia any antsohihy izany amin'ny tapabolana an
38. pitchou ( 02/08/2005 10:56)
hihihihihi! lavitra be kosa le antsohihy e!
39. HeryLo ( 02/08/2005 14:13)
tena lavitra be tokoa zany klé !!
soa dia mba azo atao eto tana klé !!!
tonga dia eo @ 13 mai manao azy ..
40. pitchou ( 03/08/2005 13:20)
eny wa! eo anoloan'ny masikita! d ifanarahana tsara fa tsy misy mijanona eo rehefa hoe lasa an! sao misy manita-kevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1263