Foule eclaire ? zava-mahagaga

1. HeryLo ( 11/07/2005 14:34)
Miarahaba anareo :
Misy karazan'olona ity zay ho tantaraiko aminareo ary mba omeo ahy ny hevitrareo momba izany :
Foule eclaire
Andian'olona izy ireto zay misy hifandraisany fa tsy dia aiko hoé @ inn.
Efa hita t@ tanan-dehibe ny fihetsin'izy ireo toy tany : Berlin, Londres, New York, Paris Australie sns ...
Ny zavatra ataony dia mahagaga????
Miangona @ toerana iray izy ireto anatiny minitra vitsy monja no hiangonany dia samy tsy hita indray avy eo !!!:?::?::?:
Misy fihetsika hiaran-dry zareo atao dia avy eo izy samy miala ary ny zavatra marihina dia olona avy @ vazan-tany efatra sady tsy dia mifankafantatra firy izy ireo ary ny sasany aza dia mbola hita mitondra valise miaraka aminy eny @ fotoana hiangonany.
:idea:Ny mahagaga dia olona pacifique tsara daholo ry zareo ary tsy misy ady na sarotaka zany.
Ny fihetsika farany nataony dia hita tao @ nosy La reunion t@ volana Jona lasa teo.
Nisy nitsoka sifflet dia niaraka nirodona niakatra eny @ havona iray izy rehetra nanao hiakam-biby niaraka. Niverina fanindrony ilay sifflet dia samy niparitaka toy ny tsy teo ry zareo rehetra :?::?: Anaty fraction de seconde fotsiny dia samy ts'isy hita.
Tsy mba misy fifampiarabana na firaisana milalao fa voa vita ny hiaka dia samy toy ny tsy teo.
Foule eclaire zay no fiantso an'ireo olona ireo.
Raha mba misy manana fanazavana fanampiny dia mba aoka izy handray anjara.:idea:

novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:33
2. Kintanakely ( 11/07/2005 15:42)
:roll: Sao de mba zany lesy lay atao hoe Anjely fa zah manko mbola tsy nahita! De tena marina tokoa ve hono lay izy sa tsaho ihany e?
3. stephan ( 11/07/2005 16:01)
Hay ve flash mob fanaon'ny mpisurf miara-manomana zavatra vetivety ity lazainao ity e!
4. Kintanakely ( 11/07/2005 16:06)
stephan> mba hazavao misismisy kokoa hoe fa tsy azoko!
5. niry01 ( 11/07/2005 18:30)
Un FlashMob est un rassemblement planifié d'individus n'ayant presque rien en commun les uns par rapport aux autres. Dans le but d'accomplir simultanément une ou plusieurs actions totalement absurdes et vides de sens. Ils ne se connaissent pas, pour la plupart, mais ont un point qui les uni : ce sont des FlashMobbers ! Le terme "FlashMob" signifiant "Mobilisation Eclair
6. ainaheri ( 11/07/2005 20:38)
niry01>tsy mahadiso anao angaha ny manao an'io
@ teny gasy azafady!!misaotra anao.
tsy rencontres akory fa SERASERA MALAGASY
7. fijo ( 11/07/2005 22:12)
marina izany.famaritana nalaina tahaka io ka tokony hovana amin'ny teny gasy
8. lilbon ( 12/07/2005 04:32)
izay vao azoko!
herylo a!le foule eclaire zany!
teny frantsy angamba izy io e!
foule zany we vahoaka !
éclair sens figuré we indray mi-pi maso
zany we vory vahoaka in1 mi-pimaso!
de izay zany le izy e!
vide de sens ,tsy vide de sens satria karazana test we tafita ve ny hafatry ireo mpandefa azy .
ny tsy fantatro de we misy sponsor ve io zavatra io sa de natao ho an'ireo ze mahalala sy manan-katao(be saosy) ho @zany ,ary koa ho an'ireo tsy manan-katao(oisifs).
9. HeryLo ( 12/07/2005 05:02)
Kintana kely > zavatra tena marina io sady tena nisy.
Fa ny zavatra tena tsy aiko dia hoé inn no antony hanaovana zavatra toy izany:?::?::?:
Ary inn no tanjona :?::?:
10. HeryLo ( 12/07/2005 05:07)
Teny anglisy zay no nilazan'olona azy tamiko fa tsy dia tena azoko lé klé.
Raha azoko zany ny zavatra tinareo lazaina
11. HeryLo ( 12/07/2005 05:12)
Teny anglisy zay no nilazan'olona azy tamiko fa tsy dia tena azoko lé klé.
Raha azoko zany ny zavatra tinareo lazaina dia zavatra tsy misy dikany tsy misy antony ary ts'isy mampatahotra lé izy:?:
Fa ry zareo zany mifandray @ alalan'inona :?:
Ary raha ny fijeriko azy an-tsary zany dia olona normal tsara ry zareo :?:
Tena mbola ampio kely ry zalah fa tena faninn anh eh !!!
12. HeryLo ( 12/07/2005 05:13)
Adalana ve sa fahalalana sa tsy misy zavatra atao no hanaovana izany :?::?::?::?::?:
13. kally ( 12/07/2005 06:11)
Mifandray @ alalan'ny internet zareo na sms na ianao aza mba te-hiaraka amin-dry zareo dia afaka. Fanehoana fotsiny fa afaka manao zavatra iraisana ny olon-drehetra na tsy mifankafantatra aza.
14. HeryLo ( 12/07/2005 08:07)
Mifankafantatra ihany zany ry zareo ????
Ohatrany hoé tsy misy zavatra ato ko anie ry zalah zany eh !
15. jhouhlambout ( 12/07/2005 13:06)
Ka mba miangonangona eny no mba mahaliana zay ko
16. kally ( 12/07/2005 13:31)
Tsy mifankafantatra ry zareo kah! ohatrantsika eto @ serasera izao ohatra dia hifamotoana ao Analakely hiaraka hanao hetsika ohatra, tsy mifankafantatra-sa ianareo mahalala ahy?- dia vita iny dia samy barakay fa tsy hoe avia hanao fifampahalalana.
17. HeryLo ( 12/07/2005 14:01)
Dé @ inn no hafantarany hoé aty zao no misy hetsika ????
18. fijo ( 12/07/2005 21:18)
kally an ,ka dia mitovy amintsika eto izany ko.afaka miara manao zavatra isika eto na tsy mifankalala vatana aza.
19. HeryLo ( 13/07/2005 06:25)
Fijo>=D=D=D=D=D=D=D
marina aloha zay eh !!
20. kally ( 13/07/2005 07:07)
HeryLo:

Dé @ inn no hafantarany hoé aty zao no misy hetsika ????


Ka efa hoe sms na internet koa!

Fijo> alefaso ny hetsika,andramo taomy ny namana fa rehefa misy matotra io ve tsy ho lasa:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2151