MAHALEO aty amin'ny tanàna

41. fasaly ( 19/07/2005 17:20)
sasa: manin njay aza zay e! izaho efa montina be tsy miadaladala tsony zao fa efa bedy de aon njay ary zany????
ari: anjaso de hiaraka e!
42. fijo ( 19/07/2005 20:19)
ari malal ,efa hitako taty io ke;
fa any ilay izy toa mbola miverina ny week end izao.
43. ari.malala ( 20/07/2005 06:13)
week end zao wa za any Moramanga fijo â! :(

sasa, za lesy tsy nahalala anzany kle! raha fantatro zany nandeh za!
44. sasa ( 20/07/2005 10:43)
ari.malala eh nampalahelo njy zany
45. fasaly ( 20/07/2005 18:21)
sasa de otsinona ny fidiraa ny film??? ny taty mantsy teo amy 5 euro teo..
46. fijo ( 20/07/2005 21:22)
hoatsinona tokoa ny fidirana any le?
47. sasa ( 21/07/2005 04:48)
fasaly ny taty indray 20000fmg sy 10000fmg ny taty aminay klou mora e
48. fijo ( 21/07/2005 21:24)
hay,kosa mba zakan'ny olona izany ka.arakaraky ny tany ihany kosa fa ngah moa dia natao hamono ny sasany le
49. sasa ( 25/07/2005 10:58)
ari.malala mandehana am samedi fa misy bis le ao am Palais d sport akia an
50. ari.malala ( 25/07/2005 11:06)
ie, handeh ka! :)
51. fijo ( 25/07/2005 22:32)
dia mifalia tsara malala an
52. sasa ( 26/07/2005 10:13)
ari.malala fa oul tsy oul no teny antsonjombe klé, za nanomboka tam 9 maraina d'efa nipetraka tao nefa am 11h vao hanomboka ny fampisehoana, tena otran'ireny voasazy ireny ve klé, raha zavatra hafa angamba na karamaina vola aza tsy nandeha, fa na izany milay foana le Mahaleo e
Mahaleo foana e
53. fasaly ( 26/07/2005 10:42)
tena tara ndray zany zay ko!
fa naninonaaza tsy mba niandry ny fahatongavako e!otrani'zay niaraka tamy sasa teo depuis 9h tssssss
mahasosotra koa izany ka!
54. fijo ( 26/07/2005 20:09)
milay tokoa ireny ka.mbola ela vao hisy ahasolo azy.
55. sasa ( 27/07/2005 05:44)
fijo marina lesy zany, nefa ry zalahy tsy mba manao fampisehoana raha tsy in-1 mandeha isaky ny 2 taona klé
56. fasaly ( 27/07/2005 17:28)
ka efa somary vizana ihany ry zareo de izay no mahatonga azy hahalana be vao hanao spect e!
zà kou lou de mpanenjika mahaleo taloha e! hankilavaka mintsy aza raha mianatra na miasa...
57. fijo ( 27/07/2005 19:48)
sasa ka ry lerony samy variana amin'ny asany anie e;dia miparitaka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3659