MAHALEO aty amin'ny tanàna
22. sasa
(
14/07/2005 04:44)
ari.malala za efa nahazo ilay ao am Palais, fa le eny antsonjombe indray mbola tsy lany kan, ny any tsinona 35000 no isan'ny billet, mbola mahazo njy fa le eny mandeha e, sady io am 11h d'efa manomboka d afaka mody aloha e,le ao am Palais manko hira 40 fotsiny anie e
marina kou io tenin'i fijo io eny am ireny station d'essence ireny kou mivarotra mantsy
marina kou io tenin'i fijo io eny am ireny station d'essence ireny kou mivarotra mantsy
23. ari.malala
(
14/07/2005 05:59)
eh, ka le eny ANtsonjombe anie ohatrany tsy ho tafa mankany ê! :( nefa ho hitako eo ihany ê! sambatra lesy elà sasa! takizay ah niteny we ividiano! :cry::cry:
24. sasa
(
14/07/2005 10:18)
ari.malala mitadiava ihany aloha fa mety mbola misy any wa fa raha sanatria ka mahita aho d teneniko njy (serieux io an)
31. sasa
(
18/07/2005 05:14)
ari.malala sy mamzelkely efa nahita ilay film mahaleo ve nareo 2 ? otran'ny ts d tsara loatra
33. sasa
(
18/07/2005 10:33)
fasaly :-D:-D:-D:-Defa haiko mintsy fa njy no hiditra manaraka an'ahy eo
34. fasaly
(
18/07/2005 10:58)
hihihi!
tsika ihany no mifandimby eto e!
tsara kosa anie le film mahaleo e! zà aloha émue ihany e! sady ravahan'ilay hira taloha be reny de tena mahatsiaro ny fahiny mintsy knou!
tsika ihany no mifandimby eto e!
tsara kosa anie le film mahaleo e! zà aloha émue ihany e! sady ravahan'ilay hira taloha be reny de tena mahatsiaro ny fahiny mintsy knou!
35. ari.malala
(
18/07/2005 13:01)
fasaly, andefaso ny bande magnetique aky za fa tsy mbola nahita â! bande magnetique no alefandry fa raha tsy zany tsy mandeha @ le appareil efa konka be ao antrano ao an! :) :-D
39. ari.malala
(
19/07/2005 07:24)
fijo, elà nga efa nijery? za naika hijery fa nande tao @ Rex moa ilay izy fa andro fiasana d tsy afaka ndray! :(
40. sasa
(
19/07/2005 10:46)
ari.malala mbola nisy akia sabotsy sy alahady fa njy izany tsy nandeha fa sahirana angamba, za manko sabotsy hariva no nijery
fasaly njy ity an
fasaly njy ity an