MAHALEO aty amin'ny tanàna

1. eisy ( 11/07/2005 10:10)
De tsy haiko hoe ahoana fa izaho aloha de hijery foana e, na ilay Sarimihetsika na ilay any antsonjombe izay tena ao amin'ilay feeling milay mihintsy...tany malalaka,olona be debe tsisy bedy na mimamo labiera firy tavoahangy ary.....
eo amin'ny lohandohany eo aho rehefa milahatra ze te hisisika na any Antsonjombe io na any Mahamasina
Manantena ny fahatongavanareo
novalian'i fijo ny 27/07/2005 19:48
2. ari.malala ( 11/07/2005 10:45)
ary tsy hijery anle che belcanto nga enao?
3. lo ( 11/07/2005 12:49)
ka tsy le che bel canto le we any mahamasina?
4. fasaly ( 11/07/2005 17:47)
mandehàna mijery lay sary mihetsika fa tsara
zà efa nahita aaaaa!
5. dadabe ( 11/07/2005 17:59)
zah tsy kopy mihitsy le :°):°)
6. yonikafopl ( 11/07/2005 18:56)
mba omeo we ry reto ny datin'izany??:roll:
7. fijo ( 11/07/2005 20:56)
jereo fa any ambadika any misy daty ka
8. sasa ( 12/07/2005 05:16)
za handeha foana na che bel canto ao am Palais de sport na le eny Antsonjombe, milay be io kan
9. yonikafopl ( 12/07/2005 05:39)
sasa tonga de ataovy 2 ny reservation, 3 miaraka amin'i ....., fa za kou hijery kleeee:wink::)
10. eisy ( 12/07/2005 08:37)
aza manao rezervasiô zany fa eny amin'ny tany mipetraka miaraka aminay de misotro tôka
11. sasa ( 12/07/2005 10:22)
yonikafopl le eny antsonjombe tsy misy reservation izany, fa le ao am palais no misy, eny aza fa hividianako nareo, milay izany kan
12. mamzelkely ( 12/07/2005 15:04)
za ko hijery ffa tsy maints reservation fa mbola be asa!!!:°)
13. fijo ( 12/07/2005 20:47)
za koa te hijeryfa saingy indrisy .ry ari o
14. lo ( 13/07/2005 04:00)
lany saady ny billets ry zareo a, gaigy b , tsy nahita tsony za hatram 'omaly :(
15. eisy ( 13/07/2005 06:17)
fa taiza koa io lo io no nijery billet ka milaza fa hoe lany? fa le izy koa aloha trop ilay 10000ar raha ohatra ka hoe ilay place asehondry zareo mpikarakara amin'ilay plan'i Palais. Tsy eleonay eny amin'ny Tapis....
Tsy haiko aloha ianareo raha mahay mijery Mahaleo hoe maontina be e!
16. sasa ( 13/07/2005 07:49)
lo mbola tsy lany kan sao d tsy mahita le mpivarotra azy fotsiny elah
17. ari.malala ( 13/07/2005 09:18)
vao vaovao t@ gazety androany ary fa guichets fermés le izy ko! :(
18. sasa ( 13/07/2005 10:22)
ari.malala tara njy izany kou
19. lsmasoandro ( 13/07/2005 11:33)
ho an'i "ari.malala"
aza kivy @ izany fa courazy foné! sa ahoana?
20. ari.malala ( 13/07/2005 11:55)
sasa nga efa nahazo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1134