tsara manambady an , tsara ko mampirafy

61. vonimboasary
(
04/08/2005 07:07)
Tsy tonga ho azy izany ny fampirafesana e!
eritreritra tsy mety izany e !
fa za aloha tsy miady @ izany kosa ry zareo a!
fa mba nanazava fotsiny za e!
eritreritra tsy mety izany e !
fa za aloha tsy miady @ izany kosa ry zareo a!
fa mba nanazava fotsiny za e!

62. fijo
(
04/08/2005 22:39)
ngah misy miady moa eto,fa samy maneho ny heviny e.aminay aloha dia tsy ratsy io ka

63. mandrindra
(
05/08/2005 13:10)
vonimboasary, voalazanao mihitsy fa tsy tonga ny fampirafesana, fa mandeha ho azy ka !

64. cocorie
(
05/08/2005 14:24)
mbola ho sendra an\'izay tena tinareo anie ianareo ka ho hampirafesiny de ho tsapanareo fa milay be le nampirafesiny.

65. mandrindra
(
05/08/2005 14:52)
izay ilay surprisen'ny fiainana dia izay mitranga eo sedraina ka.

66. aurora
(
07/08/2005 18:55)
ny mampirafy dia tena tsara fa andramo nge e! fa ny aza tratra fotsiny fa hitanareo ilay rarana @ zavatra tsy azo atao ireny de, tena mahita tsiro sy tena mahita fy be fa tsy te hody any antrano tsony rehefa avy any @ ilay sipa .(l)
Ny marina de izao e, rehefa mifanaratsaina tsara ny mpivady, rehefa mifampatoky tsara, de tsy ho tonga ao antsaina naoviana na oviana mihintsy izany hoe mampirafy zany, fa rehefa ireo roa ireo no tsy ao de ohatry ny mande ho azy izany mampirafy izany indrindra fa ny lehilahy izay tena tsy mahazaka ny hoe isaky ny tonga ao antrano de ahiahian'ny vadinao foana de hanontaniana foana hoe taiza ianao, zao ve ianao vao mody, na de sendra mijery vehivavy kely aza ianao rehefa sendra mba miaraka iny ny mpivady de lazainy fa hikoty iny vehivevy de iny foana no ataony ao antsaina de lazainy fa manao sipa any ivelany ianao
[/quote]