tsara manambady an , tsara ko mampirafy

1. zandrikely ( 09/07/2005 09:09)
ahoana n,o mba hevitrareo
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:33
2. dadabe ( 09/07/2005 09:10)
zah tsy mbola manambady:{:{:{
3. booboo ( 09/07/2005 09:30)
tsara ny manambady fa hombohiko kosa raha mampirafy :°)
4. fasaly ( 09/07/2005 09:31)
ary raha tsy manambady no tsy mapirafy...
5. booboo ( 09/07/2005 09:32)
tsara koa zay kah!
6. lolabe ( 09/07/2005 09:58)
Ny marina de izao e, rehefa mifanaratsaina tsara ny mpivady, rehefa mifampatoky tsara, de tsy ho tonga ao antsaina naoviana na oviana mihintsy izany hoe mampirafy zany, fa rehefa ireo roa ireo no tsy ao de ohatry ny mande ho azy izany mampirafy izany indrindra fa ny lehilahy izay tena tsy mahazaka ny hoe isaky ny tonga ao antrano de ahiahian'ny vadinao foana de hanontaniana foana hoe taiza ianao, zao ve ianao vao mody, na de sendra mijery vehivavy kely aza ianao rehefa sendra mba miaraka iny ny mpivady de lazainy fa hikoty iny vehivevy de iny foana no ataony ao antsaina de lazainy fa manao sipa any ivelany ianao
7. britney ( 09/07/2005 10:05)
hono wa! ka raha tsy ampy fitiavana amilay vady ao antrano zany ve de tsy hamprafy na mifanaratsaina aza.? satria ny vehivavy ndraindray mila fitavana be. na ny lehilahy koa mila fitiavana be kanefa raha ny iray fotsiny no manome ka tsy mifamaly lay fitia.
satria ny mpivady rehefa ela nivadiana de tena hadinodnralehilahy mintsy i kalakely na hadinondrakalakely ravehivavy de izay no mahatonga ny hitsikaraka any ivelany.
8. xxx ( 09/07/2005 10:28)
raha mbola azo atao aloha aleo tsy mampirafy fa rehefa sendra tiana d tsy maintsy ê! tsy mijanona eo anefa fa mandalo ihany! fa raha tsy izany d tafahoatra indray!
9. fasaly ( 09/07/2005 10:46)
briney:
marina mintsy zany,sady hitako manamafy ny fiainan'ny couple koa anie lay maka sisiny kely indrindra fa lay mahazo tambitamby avy any e!
de lasa bonne humeur be ao antrano sa tsy izany????
10. zakilinina ( 09/07/2005 13:10)
Dray! dray! dray!
Zava-pady anaka ny mampirafy !
Hendre tsara anaka fa tsy sitraky ny Tompo izany !
11. xxx ( 09/07/2005 13:27)
Ka maninona aza raha mampirafy raha gidragidra foana no miandry anao vao misokatra ny vavanao ao an-trano
12. yonikafopl ( 09/07/2005 13:51)
mbola tsy hitako ny hatsaran'ny manambady, tsy tiako andramana koa ny hatsaran'ny mampirafy.

Fa aleo tsy manambady raha toa ka hampirafy.
13. poupounesana ( 09/07/2005 13:59)
tsara hono ny manambady, humm, andraso alo za hanambady daveo za mitantara
tsara v ny mampirafy? tsara hono izy io hoan'ny mpanao azy (misy manko mieritreritra hoe le zvt angalagalarina ireny hono no tena matsiro), ankafiziny ery! fa tsara vety2 izy fa ratsy ny vokany, sady mandreraka no mankarary ny fon'ny hafa sady @zay fahotana
14. fasaly ( 09/07/2005 16:46)
raha ny vokany de mi assume e! fa ny fahotàna ndray de samy manao faotàna dooly ko!
15. poupounesana ( 09/07/2005 17:03)
ary raha i fasaly az no anaovana fahotana d ahoana hozy fasaly?
16. dadabe ( 09/07/2005 17:48)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 09-07-2005 15:51:05
Lohateny : Re : tsara manambady an , tsara ko mampirafy
mbola tsy hitako ny hatsaran'ny manambady, tsy tiako andramana koa ny hatsaran'ny mampirafy.

Fa aleo tsy manambady raha toa ka hampirafy.

tena tsy hampirafy ve ndry zany ??:-w:-w sao de mba tsara halaina vady ihany ity zazavavy ity kle :-w:@:@
17. fasaly ( 09/07/2005 17:53)
papou :
de asaksak'izay hanao fahotàna amiko njay io ko!
fa zà mody fanina be avy eo raha misy gidragidra
18. fijo ( 09/07/2005 23:32)
alaivo bedada an.aza miandry fa sao tara eo.
fasaly ,marina nendry fa milay sy mampilamina le sisiny?
ary hoe fahotana?fahotana ve ny fitiavana.aoka lahy;
19. yonikafopl ( 10/07/2005 04:41)
kayyyyyyyyy hihihih, lasa nivadika any am poupoun njay nga le faniriana ry bedada:roll::-w

he he he so de mba tokony njy tokou ary no halain'i bedada ho vady ry poupoun??:-P:wink:
20. fijo ( 10/07/2005 04:45)
izany poupou an.dia ampianaro tsara bedada fa ndry mahay tsara le fandehany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.448