tsara manambady an , tsara ko mampirafy

41. sonwin ( 14/07/2005 15:31)
owee :*:*:*
42. fasaly ( 14/07/2005 17:35)
(l)(l)(l)(l)
43. conny ( 14/07/2005 20:09)
ianao izay sahy miteny hoe tsara sy azo andramana ny mampirafy moa ve tianao hatao aminao ilay fampirafesana .inonano atao hoe: rafy
44. sonwin ( 14/07/2005 21:03)
rafy ve? adava zany e
45. fijo ( 14/07/2005 21:55)
conny,tsara io fa mila mahay manao azy.
46. fasaly ( 15/07/2005 07:17)
conny:
mila miofana kely ao amy fijo njy e!
1 euro ny heure...
47. poupounesana ( 16/07/2005 06:47)
d zany hono i fijo no mbola v...
48. sonwin ( 17/07/2005 19:31)
:-D
49. fasaly ( 17/07/2005 19:39)
virja mahay mampianatra tsy virja io ko!
50. fijo ( 18/07/2005 22:11)
poupu ko,efa hoe theoria io akia e
51. lilbon ( 25/07/2005 05:54)
ahoana aza izany?
fasaly>enao ve aloha azo ampirafesina e?:oops:
za klou tsy tia ampirafesina kle !ny mampirafy kou tsy haiko fa le miovaova haiko :lol:
52. mandrindra ( 25/07/2005 10:06)
fampirafesana hoy aho tsy mila fahaizana fa tonga ho azy io.
53. fasaly ( 25/07/2005 10:13)
eny wa ry mandrindra e e e e !

libon:
tsy azoko, izaho ve no ampirafesina amin'ny olona?
tsa voako io ka! aleoko koa lay miovaova raha izany,
sady zà mora leo izay de mety amiko mintsy ny miovaova.
54. fijo ( 27/07/2005 21:09)
he he ,milay izany ka
55. risamboanivo ( 28/07/2005 07:36)
le manambady anefa dia izao efa nisy fifankatiavana
tao na atao aza hoe kely ihany noho izany tokony tsy hisy fieritreretana izany hampirafy izany mihitsy ! tsy aleo ve ny ao no atevenina raha mbola tsy hitady fitiavana any ivelany ihany e! ny any ivelany vao hanorina vao hanambitaby , tsy aleo ve ilay ao an-trano ihany no omena ilay fitiavana e! sa tsy marina izany hoy ianareo e!
56. mandrindra ( 28/07/2005 10:23)
risamboanivo, efa tsy eritreretina hoa io fampirafesana io fa tonga ho azy. Ilay izy koa anie tsy voatery hoe anorina any ivelany fa mba fakandrivotra kely fotsiny e.
57. Herytae ( 28/07/2005 10:42)
:? miadiva eo fa za ndray refa mahita mety amiko de manao!! an!! nefa za tsy mapirafy !! hihihi
58. fijo ( 28/07/2005 21:52)
izay mihintsy rahery an.tsy hoe fanahiniana anie fa sendra ny kaly vonona e
59. mandrindra ( 29/07/2005 09:15)
sady ny tena efa noana, miam miam
60. fijo ( 03/08/2005 21:58)
dia aleoko moa mangina ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5471